Euro 2004

21. paich ( 08/06/2004 14:42)
tsy misy maharesy Italie eo wa fa jereo tsara trio del piero totti vieri.......aoka fotsiny e!!!!! france zany tsy mandeha e!!! portugal ary no mety ho ratsy be surprise republique tcheque
22. samoina ( 08/06/2004 14:44)
Handefasako poster géant-n'i Wiltord kitjo hanaingona chambre e ! hihihi
23. kitjo ( 08/06/2004 14:49)
paich > tombony ho an Italy aloha i Gravesen (denmark) satria tsy mahazo milalao @ 14 e, sinon bofff

Republique tcheque? mety hoe ho surprise tkou angamba fa tsy pronostic
24. samoina ( 08/06/2004 15:04)
ny tcheques ve ! Tandremo letsy a !
Henjana ny poules-ny satria misy an'i pays-bas sy ny rainiboto . saingy tafavôka io e ! Tsy qualifiiés t@ coupe du monde saingy mahery izy @ samy erôpeana kah ! Nedved anie ballon d'or e ! Ny gardien-ny koa gravy a ! Milalao eto frantsa mantsy. Ary mahafinaritra mihintsy ny filalaon'ireo fa miray hina be ilay groupe ( hitako nilalao sy nandresy an'i lafrantsa t@ match amical ! )
25. kitjo ( 08/06/2004 15:12)
samoina> Pays bas kosa angamba fa raha Germany, toa ttssss, jere nanaovan Hungary azy, 2-0 moa niafaran'inyy?
5-1 t@ Roumanie....

eny e, fa asa aloha fa ny bol boribory e, nefa mety ho tailana ko,hiih
26. paich ( 08/06/2004 18:01)
o ry kitjo a!! na milalao ary i gravesen , oul 11 anie no eo ambony terrain e!! tsy izy irery!! jerevonao tsara ny hanaovan'i Italy an'io e!! forza squaddra !!!!!! ny anao mou espagne ra ho tafavaoka @ Russia , tandremo mastovoi , loskov, shytchev, etc............kely ny finoako
27. samoina ( 08/06/2004 18:11)
Efa lazon'ady sy tsara joueurs tokoa alou Italie e ! Ary izay aza no mety ho lesoka satria avo be ny niveau-n'ny championnat-njareo ka nandreraka mpilalao maro. Anaty groupe-ndry danois sy bulgares be sandry ireo mantsy henjana ihany vô tafavôka tsy maratra avy ao !!
28. fijo ( 09/06/2004 00:02)
izany italie izany mpamely e.holland tactika be toa an'ny brezil.france efa tsy dia ao firy intsony.rainiboto izao tsy harako fa elaela aho tsy nahita azy nanao.
29. paich ( 10/06/2004 07:33)
samoina>championnat an'i Italie no vita voalohany indrindra satria efa niomana mafy @ io Euro mihitsy ry zareo ra danemark sy bulgarie zany mbola azo lazaiana fa tsy de haahtahorana firy !!any @ 1/4final any angamba vao mba hoe hiady tsara ny lalao .pronostic ary @ france sy angleterre ????
30. samoina ( 10/06/2004 07:43)
na nul na 1 ho an'i lafrantsa ! Raha mahafaty de tsy henry no hamono satria hafatotry ry zalà nedala io izao !
31. paich ( 10/06/2004 16:30)
Aiza kosa e!!! za mahita hoe 2sy 1 matin'i angleterre io Ra samoina a!!! kozy e!!!tsy lasa intsony wa la frantsa !! efa hitan'ny oul ny fika !! jereo le match amical farany teo ukraine !! nisy phase de jeu ve? zany aza tsy misy schevtchenko mou le @ milan Ac an!!! ity no carré d'as ry zareo a!! italy republik tchek germany portugal , ahona nareo @ ilay bandy kely bogôsy kely @ potugal Christian Ronaldo , jereo tsara fa anisan'ny meilleur joueur iny
32. fijo ( 11/06/2004 00:11)
france /angletra kosa ry akama matin'ny france a.na 2 sy 1 na 2 sy 0
33. paich ( 11/06/2004 08:30)
o Ra fijo a!! aoka ry akama marina ihihihi 2 sy 0 ahona lety e!! samy miandry aza isika e!! de hita eo ny valiny ! elah zany maka france!! za lesy Italy fa mba maka angletera za @ io match io , tandremo ary tsy hita eo @ lundi apres match an!!!! ok sur e!!
34. samoina ( 11/06/2004 08:40)
raha manao trezeguet de 2-0. Sinon 1-0 io kah !
Eto tsika zany après match Ra-paitch
35. paich ( 11/06/2004 09:37)
samoina>tssssss de hijery fotsiny zany i owen sy beckham ve???? jereon'la fa mafaty baolina i owen , trezeget zany less miandry remorque fotsiny a!!! hihiihihihih
sur e!! ok lundi zany eto miresaka e!! ok
36. alz ( 11/06/2004 09:46)
Raha mahafaty baolina aloha ny mi-temps France, dia 2 na 3-0 ho an'i France.
Raha mahafaty aloha i Angletera dia 2-1 maharesy france.
Raha tsy izany dia 1-0 pour france.
37. kitjo ( 11/06/2004 11:57)
raha mahafaty i Owen d 2-1 Angleterre- France

Raha tsy mahafaty izy d 1-0.
Za aloha tsy maka France fts e,hihiihhi

D hitehaka ho an Samoina aho raha mandresy i Frantsa fa tsisy mitsy 0 % pronostic-ko aloha oe haharesy France e
38. kitjo ( 12/06/2004 17:43)
Ttttttssssssssssss
0-2 Portugal - Greece
Aleoko matory fa sady efa 80e minute!
hahahahha

tsy hanao azy!
Espagne sisa.....
39. donemaskit ( 13/06/2004 14:13)
za koa maka Anglisy e !!! lé frantsay miseho ho favy be mandreraka...

Toa vizana tany an-tranony ilay Portigesy lé ?!!
40. kitjo ( 13/06/2004 15:57)
hay mba nahafaty taim-bolina iany le portugal kay t@ 90... ts aiko i-eme minute,ppfffff

Le Espagne koa aza 1-0 fts, fa za lou mbola maka Espagne foana e.

za tsy mahita frantsa -angletera fa tara b(mibosy maraina, ttssss)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2491