Euro 2004

41. kitjo ( 14/06/2004 05:41)
mmhhh
tehaka ho an i Samoina!
saika mba marina ihany ny pronostic-ko raha nafohezzina ny fotoana,hihiiihhi
42. samoina ( 14/06/2004 07:33)
Kitjo / Misôtra e ! Zidane sy Barthez ary i Henri nazahoana penalty tehafana fa zà anie spect fotsiny e ! hihi
Paich / Lundi izao ny andro ka de miandry anao ny namana e ! Za tsy tia manenji-dresy saingy efa mba nifanao fotoana kosa isika androany fa aza miafina i Paich ô !
France-Tcheques-Espagne-xxxx. Ireo 3 ireo ny ahy no hitako hanao azy e !
43. ralay ( 14/06/2004 07:54)
Arabaina izay naka ny frantsay rehetra zany fa naharesy e. Ny lmanetsa be mbola ho avy sa ahoana...???
44. kitjo ( 14/06/2004 08:20)
Milay e,mba miaraha kosa a fa naharesy nareo kooooo
Fa za alou tsy haka France mitsy e,ihhiihih
45. alz ( 14/06/2004 08:25)
Tsy hoe fitiavana manokana ny frantsay akory no angalana ny frantsay, fa resaka analyse de jeu tsotra fotsiny. Na ny angletera na france samy tsy nisy dechets ny jeux (tsy be fautes directes) raha ampitahaina amin'ny matchs hafa, fa na izany aza mahafinaritra kokoa ny mahita equipa mi-attaque nohon'ny equipa mi-jouer contre fotsiny.
Aleoko mijery lavitra Paybas tohizay Italia aloha e! Na dia italia ary no mety andresy raha milalao Pay-bas.

Pronostic : Italie - danemark : 1-0

46. samoina ( 14/06/2004 08:30)
Italie-Danemark: 2-2
47. alz ( 14/06/2004 08:35)
Mety ho sarotra ihany ry samoina ny hahafaty 2 buts amin'Italia a!
48. paich ( 14/06/2004 08:36)
ok samoina alz !on cherche pas d'excuse ils ont gagné fa saika niala h@ ny aina vao naharesy e!!! ho avy indray ary ny squadra azzura rariva e!!
49. samoina ( 14/06/2004 08:52)
paich / za anie tsy misouzy anglisy mihintsy fa mihaiky ny heriny aza e ! Ireny mampitaintaina ireny no hitiavako ny lalao kitra fa tsy toy ilay Suisse/Croatie ôtran'ny bôl tanimbary fotsiny !!!

Kitjo/ Ny tena tsy hitiavanao france angamba de le hambon'ny vazà hoe mafibe izy ( Chauvinisme ) nefa very raha tsy misy ireto mercenaires! Tsarovy anefa fa ny journalistes sy ny médias hafa vazà no tena mpandrangitra fa ireo joueurs ireo tsotsotra sy discrets ny ankamaroany ( na beeee vooolllaaa beeee loatra aza ! )
50. alz ( 14/06/2004 09:12)
Za aloha tsy naka anglisy tamin'iny match iny, fa na izany aza hitako hoe lasa 1/4 de final ry zareo amin'ity e!
Ary mety ho tsara ilay 1/4 de final : Angletera-Espagne an!
51. kitjo ( 14/06/2004 09:17)
Samoina> k le joueur ange mahafinaritra e,
Thierry Henry ohatra. Fa le ampitondraina le anarana oe Frantsa mitsy nefa fitaovana fts zareo

personnel ngamba iny ry Samoina fa ny anah alou d zay, za tsy maka France zany e.

Italy -denmark: 2-1......1-0
52. kitjo ( 14/06/2004 09:18)
alz> ie Espagne- Angleterre 1/4
53. paich ( 14/06/2004 11:17)
mbola sarotra io groupe io rasamoina a! mbola suspens i angleterra satria tsy maintsy hiady anie i croitie sy suisse serré be zany e!! tsara toerana indrindra grece h@ zao alou!!! france mety ho tafakatra 1/4 fa eo @ zay no tsy mahita lalana intsony!
54. alz ( 14/06/2004 11:28)
Ary Paich ve manao sport sa ahoana e? Hita amin'ny niveau de jeu ireny ny niveau n'ny croite sy suisse. Tsy hitako mihintsy hoe handresy France na angletera ireo equipa roa ireo. Na dia boribory ary ny bôlina. Efa demi-finale sahady ny france no fahitako azy, satria ny Portugais izay mety hiahaona azy amin'ny 1/4 efa reraka.Mbola hanao matchs mafy be roa no sady efa lany aina doholo ny joueursn'i Porto tamin'ilay ligue de champions farany teo (+ 60 matchs par joueurs).
Alefaso ny pronostic e!
55. samoina ( 14/06/2004 18:09)
Hitanareo aza hoa fa match nul Italie-Danemark a ! ( 0-0 ).Soa fa teo ny gardien fa tena voalavaky ny danois mihintsy ny défense hikoizan'ny maro !
Efa voalazako tetsy ambony koa fa henjana sy mijaly vao mahavoaka an-dry danois sy bulgares ireo e ! Efa nahazo carton sahady izay i Totti anefa ireny no herin'i Italie !
56. hery ( 14/06/2004 18:51)
Na izany aza tsy dia manana fanantenana firy ho an'ny ekipa italiana aho fa tsy ireny mihitsy no filalaodry zalahy. i Del Piero tena manomboka tsy izy intsony mihitsy. I Totti sisa no antenaina.
57. mumu ( 14/06/2004 19:20)
hery ttttttt

Italie no mahazo eo e!!!
58. fijo ( 14/06/2004 23:06)
vita iny ilay match anglisy sy frantsa.i alz sy ny tenanay moa dia nilaza fa 2 s 1 io ka dia izay tokoa,fa mahay aloha i angletera na izany aza e.za tsy nahita italie.
fa ny ahy dia pays bas ihany.io na alemagne no mahazo an'io
59. ralay ( 15/06/2004 01:48)
Hitantsika @ireo match efa vita ireo ary fa ny favoris tsy mamely mihintsy fa ny ekipa tsy dia malaza loatra izao no tena mahavoa. (Grece, Danemark) Hisy surprise indray ny finale @ ty euro ity.
60. alz ( 15/06/2004 06:52)
Hery, ny Italia tsy mamely amboalohany foana, fa miakatra miadana.Tsy dia tiako ny filalaon'ny Italia (ilay 4-2-3-1) fa na izany aza efikasy ry zareo.
Izaho mahita Italia-Angletera demi-finale. Fa ohatran'ny pronostic rehetra ihany io, mety ho diso.
Allemagne -Paysbas rahariva mety ho be buts be io a : 2-3 na ohatr'izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4985