Sendra surprise...

1. xxx ( 08/06/2004 10:14)
Asa na eto no tokony hiresahana azy ity fa horesahiko ihany aloha... Misy bandy miresaka sipa virjiny moa tetsy ka izao no sendra ahy indray andro...
Niresaka izaho sy ilay sipa ary dia raikitra ny fiaraha-matory. Tena resy lahatra tanteraka tamin'ny resaka nataony aho ary tena vonona ny hitia azy tanteraka ary dia hoe hatao moramora tsy hampijaly azy ny fanaovana ilay zavatra...
Raikitra ary ilay fifankatiavana...
Vao nikasika aloha ny ahy dia mikonaina izy toa miilaza fa maharary... Nangovitra be aho ary nisalasala be hoe hotohizako sa hajanoko ity...
Dia nampidiriko moramora... Hitako ho tena nankafy izy, izaho amin'io toa matahotahotra... Rehefa kelikely teo dia niteny izy hoe... "aza asiana ilay ranokely an"... Tsy tonga saina aho raha tsy elaela hoe... "tena mandainga ikalakely ity"... tena efa niaraka tamin'olon-kafa ity fa taiza no hahafantarany ny fisian'izany...
Somary nihiratra ny saiko ka dia nataoko izay azoko natao rehetra fa mpamitaka ity eh....
Aza mba mora fitahina ihany ho'ah fa...
novalian'i fijo ny 22/06/2004 22:26
2. joda ( 08/06/2004 10:19)
heee mampalahelo sao dia séropositive koa izy
3. ari.malala ( 08/06/2004 10:32)
hi! loza koa izany nahazo anao izany! mahina ihany @ manaraka
4. fijo ( 08/06/2004 22:48)
kilalao stipa letsy io a.mody nefa.avy eo izay vao mody mifona ny sasany.
5. ari.malala ( 09/06/2004 11:45)
sao d mba toy izany ary ianao io r'i fijo! mody hoe mbola vorj nefa efa tena mpiady! za alo tsy te hanandrana fa mba manontany fotsiny ê!
6. mumu ( 09/06/2004 11:56)
hihihihihi
7. nyna ( 09/06/2004 12:30)
fa angaha kay ny fahalalana zavatra midika fa tsy maintsy efa nanao experience ilay olona? ianareo kosa!!
entre pa... inona loha le "rano kely e"!! tsy hoe mananinany fa mba tsy haiko e!!
8. ari.malala ( 09/06/2004 13:26)
miaro an'i fijo ndray nyna an! lol
9. ari.malala ( 09/06/2004 13:27)
miaro an'i fijo ndray nyna an! lol
10. mumu ( 09/06/2004 13:49)
hummm
11. jhouhlambout ( 10/06/2004 10:54)
12. nyna ( 10/06/2004 11:33)
ooouuaaandraay !! ka tena marina anie zany e!
Nareo kosa zany miteny ve hoe: izay miseho mahalala be loatra momba anio dia efa nanao expérience? diso kosa zany e!

mba valio reto le fanontaniako tsetsa-tsetsa tsy aritro tetsy ambony a!!
SVP (enfin ze te hamaly)
13. mumu ( 10/06/2004 19:11)
nyna tsy sperme ve io?
14. jhouhlambout ( 10/06/2004 19:22)
inona ary?
15. fijo ( 10/06/2004 23:05)
misaotra nyna an.marina io fanazavanao io fa dia aleo ry zareo no hisaina e.ih,ih,ihmety tia vaky boky ohatra dia mahay zavatra.
ilay rano kely.ih,ih,ih za tsy mahay.
16. ari.malala ( 11/06/2004 06:22)
nahazo vahana ndray rafijo fa nisy mpiaro an! hihihi
17. fijo ( 15/06/2004 22:41)
ka milaza ny marina foana dia mba misy miaro ka.ih,ih,ih
18. rinakely1 ( 18/06/2004 15:12)
nitady enao zay ka nahita ry namana!
19. fijo ( 21/06/2004 22:35)
aza masiaka kosa rinakely e.niverina indray rina dia manao be fiavy be
20. ikaretsaka ( 22/06/2004 03:30)
ka io ilay hoe tsy misy mahay ny any France rahja tsy efa tany e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4045