Tandremo!!!!!!
1. kitjo
(
08/06/2004 15:48)
Rehefa misotro rano @ can , boaty vy, d sasao aloha alohan hanokafana azy fa efa maromaro ny olona maty.
Satria rehefa eo ampitehirizana azy @ store d ipipizan' ny voalavo ary mivadika poizina be mihitsy rehefa mijanona,
Ny zavapisotro no tonga d direct be any am-bava fa ny zavatra hafa anaty boite de conserve koa tandremana ihany

novalian'i fatsoraly ny 11/06/2004 15:37
2. nikopol
(
08/06/2004 16:09)
Kitjo a: sao mba any amin'ny hatsikana no tokony hisy an'izy ty?
Pipim-boalavo mivadika poizina?
Pipim-boalavo mivadika poizina?
3. kitjo
(
08/06/2004 16:18)
Non k!
Tsy hatsikana io fa zavatra tena misy
Vao haingana taty no nisy ramatoa lehibe matin'io tsy ampy herinandro akory izay
ary in1 isaky ny 3 volana mitranga io zavatra io,
Tao dago koa efa ela2 mpianatra tao @ St Michel tao nisy sipa zay matin'io fa toa tsy fantatry ny Dr fa rehefa natao analyse vao fantatra.
tsy hatsikana mitsy io kah!
Za nge matotra ihany rehefa otsan zay e

4. nikopol
(
08/06/2004 16:25)
Efa matotra tsara an! Interessant B zany !
Ny ahy ny efa hitako akoho lanin'ny voalavo dia mibotsina be ny tendany.
Mety hisy maty zany any Portugal amin'ity Euro ity a!
Ny ahy ny efa hitako akoho lanin'ny voalavo dia mibotsina be ny tendany.
Mety hisy maty zany any Portugal amin'ity Euro ity a!
9. ramoul
(
09/06/2004 17:00)
Voaray ny hafatra ry kitjo fa dia tsy misotro rano amin' ny can tsony zany zah zao ra tsy voasasa tsara.
Misaotra anao namita hafatra
Misaotra anao namita hafatra
10. moi
(
10/06/2004 08:18)
'Zany hoe noho ny hankahamehana izany dia tsiroaroa foana no vidiana, ka ny iray laniana anasana ny iray.
11. jhouhlambout
(
10/06/2004 11:29)
.. kiiii.. zà zao vao teo no avy nisotro coca, dé zay vao nahita an''io dia inona no tokony hataoko?
:o(
:o(
12. sipagasy
(
10/06/2004 17:16)
tena marina io voalaza io fa nivoaka gaezty mihintsy annn mila fahadiovana fotsiny é! sasao daholo izay ho arapaka any am-bava na atohoka ny vava é