Inona ny miandry antsika ao aorian'ny Fahafatesana?

1. jhouhlambout ( 07/06/2004 15:34)
Ito misy valiny:
http://nde.ipfrance.net/index2.html

Dia ahoana ny fahitanao io valiny io?
novalian'i xxx ny 24/12/2004 17:47
2. fijo ( 07/06/2004 21:42)
amiko dia misy fanazavana siantifika io,satria hiaran'io daholo ny ankamaroan'ny olona toranina.izany hoe tsy tena very saina ianao nefa koa tsy mahatsiaro ninoninona.
3. fijo ( 08/06/2004 00:28)
maty isika dia vita ka.ry abrahama izao efa firy taona no maty ngaha misy azony handrasana intsony fa dia vita ny aminy.
4. jhouhlambout ( 08/06/2004 06:58)
Ka ny akamaroan'ireo olona ireo dia tsy notoranina fa nisy efa tena tao anaty coma, ary ny sasany efa tena maty nandritra ny ora vitsivitsy mihintsy, avy eo niverina ka nitantara ny Experience de mort nanjo azy izy.... Ary matetika dia mitovitovy daholo ny tataran-dry zareo....
5. librepenseur ( 08/06/2004 13:26)
Samy manana ny fahitana mahazo azy ny tsirairay na velona, na dans le coma.satria misy hery afaka manao izany.mety ho avy amin'ny nataony, mety tonga tampoka ao aminy. iza ary io ?
6. fijo ( 09/06/2004 00:53)
le hoe maty ,tsy maty izy fa misy cas izay efa tsy heno tsara ny tosidra.ny coma sy ny toranina mitovy ihany amiko.manofy koa anie rajhoul dia efa misy lasa amin'io etat io e.indraindray ianao manofy mahita ny vatanao matory.
7. jhouhlambout ( 09/06/2004 05:58)
Fa tsy ny coma irery no resahiko fa ireo olona efa tena MATY mihintsy ka avy eo nitsangana.
8. chipie1 ( 09/06/2004 10:44)
maty mbola nitsangana???
9. jhouhlambout ( 09/06/2004 18:22)
ié ito misy fanazavana suplémentaire:
http://www.vulgaris-medical.net/textm/mortimmi.html
10. unik ( 09/06/2004 21:04)
rehefa maty toi dé efa miandry eo ny formole haninjomana :)
11. fijo ( 11/06/2004 00:41)
tsy maty izy rajhoul fa io voalazako io a.tsy misy mihintsy hoe efa mihenjana dia mbola velona indray.
12. jhouhlambout ( 11/06/2004 05:44)
Dia inona daholo ireny tantara hitako mivezivezy eto amin'ny serasera ireny? Ao ambadika ao zao misy maromaro.... sa angano tampoka indray ireny
13. chipie1 ( 11/06/2004 08:02)
za kou mitovy hevitra am fijo eto.
14. vegas ( 12/06/2004 23:22)
VATAPATY sy VONIKAZO
15. librepenseur ( 14/06/2004 07:09)
jhouhlambout >

Tena mahavariana ilay site ! izao no azoko lazaina mikasika io: tsy miankina amin\'ny finoana sy foto-pisainan\'ilay olona intsony ny zavatra mety ho hitany sy hiainany rehefa tonga eo amin\'io cas io izy satria araka ny efa nolazaiko dia: misy ny hery hafa mifamahofaho ary afaka miseho amin\'ny endrika samihafa indrindra amin\'ny olona demi-conscient.

porofo io fa tsy maty mihitsy ny esprit humain (afaka mahita indray ny taloha elabe, ny ho avy, ny atsy an-efitra, sns), izany hoe incarnation, réincarnation, sns.
Raha araka ny filôzofia tatsinanana (shintoïsme, hindouisme, bouddhisme, sns) dia mitombina io ary na olombelona tsy marary tsy marinkoditra aza dia afaka miaina sy mahita ny toy ireo voalaza ao amin\'ny site ireo amin\'ny alalan\'ny méditation (afaka manao voyage astral)..
16. karajia ( 14/06/2004 13:55)
tsy mazava
17. olly ( 14/06/2004 17:25)
raha izany izany no izy dia tsy misy tokony hampatahotra intsony ny "au moment "n'ny fahafatesana satria hoe "sensation agréable " daholo izay tsapa mandritra !
18. jhouhlambout ( 14/06/2004 17:43)
Ka io anie tena misy manao etude an'io mihintsy e! satria tena liana dia liana @ l'après vie ny olombelona!
19. tsilan ( 15/06/2004 01:23)
Izaho aloha raJoulh tsy nahavaky ilay takila raikitra an. Lava loatra ilay izy no sady tsy haiko tsara ilay fiteny koa miala tsiny.
Fa inona tokoa no miandry rehefa maty?
Ny fahitan'ny manampahaizana ara-tsiansa sasany dia milaza fa dingana iray ahafahana mivezivezy eny amin'iny habakabaka tsy taka-maso iny ny fahafatesana. Tsy afaka hahatanty ny hafainganam-pandeha mihoatra ny in-8 ohatran'ny feo mantsy ny vatan'ny olona. Koa mba ahafahany misedra ny habaka dia tsy maintsy maty izy.
Eo indray isika vao miteny hoe manana fanahy marina ve ny olona, ary tsy mety maty io fanahy io?
20. librepenseur ( 15/06/2004 06:07)
tena tsy azon'ny tsilan mihitsy ve ilay teniko na dia kely aza ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2942