Inona ny miandry antsika ao aorian'ny Fahafatesana?
21. tsilan
(
15/06/2004 13:12)
ka sady azoko ilay izy no namafisiko sa izaho no diso famaky na nitsongolo-pijery?
23. jhouhlambout
(
15/06/2004 21:21)
euh ... maninona no tsy maka fotoana mandinika tsara ilay site dia avy eo mazava daholo ny zavatra rehetra? (ça ne prend q'une minute!)
25. fijo
(
16/06/2004 22:03)
tena marina fa mandinika an'io ny olona,fa ny manampahaizana dia maro no efa nanaporofo fa tsy mbola maty ilay olona eo."tsy mbola mihenjana"tsy mbola nisy olona efa nihenjana ka niverina.ireo rehetra manao vavolombelona ireo dia mbola tsy tena maty fa eo anelanelan'ny aina sy ny fahafatesana.
26. jhouhlambout
(
17/06/2004 09:32)
Ka noho izy eo anelanelan'ny aina sy ny fahafatesana izany dia afaka NITSIKILO ny ao aorian'ny fiainana sa tsy izany?
27. fijo
(
17/06/2004 23:54)
tsy nahita izay any aoriana izy ireo,fa milaza fotsiny ny etat nisy azy tamin'ilay fotoana niadivany tamin'ny fahafatesana.
28. jhouhlambout
(
18/06/2004 08:19)
... Ka izany anie dia miovy amin'ny hoe: nanandrana ny fahafatesana ry zareo e, ohatran' ny fanandramana ny tsiron'ny sakafo dia avy eo hita na tsara na ratsy ny tsirony ...
29. librepenseur
(
18/06/2004 08:51)
izao anie no mahavariana e! raha azoko tsara, arakarak'ilay ny finoan'ilay olona hatrizay ny zavatra hitany:
raha kristiana izy dia matetika milaza fa nahita an'i Jesosy, na Marie, sns
raha bouddhisme ilay olona dia milaza fa nahita an'i Bouddha
raha silamo indray izy dia nahita an'i Mahomet, Allah
raha mpino tsotra (croyant) milaza fa nahita an'Andriamanitra
raha tsy mpino indray ilay olona dia milaza fa nahita zavatra mahafinaritra fotsiny
... ny tiako ho lazaina dia izao: tsy miankina amin'ilay olona intsony ny fahitany fa miankina amin'ny tsy hita maso satria izy tsy tompon'ny tenany intsony. ->izany dia manaporofo fa vérité relative fotsiny ny finoan'ny olombelona raha mbola velona izy fa ny marina sy ny tena marina dia tsy misy afaka ny hitompo teny fantatra velively

30. olly
(
18/06/2004 10:47)
fa na izany na tsy izany dia mino aho fa misy io "monde" hafa be io MANDRITRA ny fialana aina (matoa misy ny mpitantara , tsy oloolom-poana no nalaina hitantara tsinn fa "expérienceur hoy izy ) lazaina io, n'inona n'inona endrika nieritreretana azy fahavelona , tsy mitovy ftsn angamba ny fisehony araka ny voalazan'i librepenseur io.
32. soratra
(
18/06/2004 15:20)
miankina aminao sy ny finoanao ihany io ry jhouhlambout a!rehefa mino ianao hoe misy de misy zany fa rehefa tsy mino ianao de zay
34. librepenseur
(
21/06/2004 06:56)
jhouhlambout >
raha hitarina kely izany ny hevitr'ilay site dia tsy misy izany enfer izany fa tonga dia milay be foana na inona na inona finoana fahavelona...saingy miankina kosa tamin'ny actions nataon'ilay olona fony fahavelony ny fomba fahitany avy eo !!!

35. jhouhlambout
(
21/06/2004 08:43)
librepenseur> Raha ohatra ka jerena @ lafiny iray dia mitombona izany satria zavatra 1 ihany no nahary antsika dia miverina any daholo na iza na iza izy. Kanefa iza no mahalala hoe: raha tafaverina any dia mizara 2 amin'izay ny lalana: ny 1 tsara ny 1 ratsy ?...
36. olly
(
21/06/2004 11:42)
fa aona ndray zany zareo le hoe fanahy mitanondrika ozy de manjeninjeny eny ftsn tsy misy direction ozizy?
37. librepenseur
(
21/06/2004 12:59)
jhouhlambout > eo indrindra isika izao ! tsy misy afaka hitompo teny fantatra ho mahalala fa tena misy tokoa ilay tsara sy ilay ratsy fa manomboka eo dia ny fampianarana sy fanabeazana azon'ny tsi-1-1, ny culture sy civilisation niainan'ny tsi-1-1 ary ny expérience personnelle sy mentalitén-ny tsi-1-1 sisa no mety hampisy na tsy hampisy ilay tsara sy ratsy!
=>izay ilay lazaiko hoe vérité relative ilay izy fa tsy vérité universelle.
olly> hoy iza fa tsy azoko tsara ???
=>izay ilay lazaiko hoe vérité relative ilay izy fa tsy vérité universelle.
olly> hoy iza fa tsy azoko tsara ???
38. olly
(
21/06/2004 13:20)
librepenseur < misy fotoana ilay ao milaza ho "mifanena amin'ny oh hoe âme na olona namono tena " ozy le "expérienceur" oh dia ny fahitany azy manjeninjeny (tsy misy direction), mitanondrika lava sns , ka ianareo miresaka ilay hoe "enfer" sy le hoe "milay be fona " ( = ?) dia izay no mahatonga ahy mieritreritra manontany ny hevitrareo hoe ireny izany aiza ny direction ny marina: io ve le enfer sa mievaeva eny ftsn ? -;)
39. jhouhlambout
(
22/06/2004 08:53)
librepenseur> Misy fomba iray tena azo antoka sady mahaomby ahafantarana izany:
Rehefa maty....
olly> Ireny no mahatonga ny olona sasany mahita fantôme eran'ny tanàna .... izany hoe mahita ilay manjeninjeny .... tsy any @ enfer sady tsy any @ le milay be fona fa eto ambonin'ny tany ...

40. kally
(
22/06/2004 09:02)
Sss!Aza miady hevitra amin'izany re fa mamonoa tena dia miverena mitantara eto @ serasera rehefa avy any a!