Inona ny miandry antsika ao aorian'ny Fahafatesana?

41. librepenseur ( 22/06/2004 10:08)
Ka inona sisa izany no tena marina ry jhouhlambout sy olly a ?
tsy ny maty rehetra na ny eo ambava haonan'ny fahafatesana rehetra anie no manana ireny fahitana ireny fa vitsy e !
42. jhouhlambout ( 23/06/2004 17:31)
librepenseur> Ka ny fomba ahafantarana ny marina dia:
-Na manadihady akaiky ilay toe-javatra
-Na miaina (vivre) ilay toe-javatra en direct
43. olly ( 23/06/2004 18:38)
ny mpanadihady no heveriko kokoa fa mahita mivaingana ny fitombonan'ny zava-mitranga amin'izany (porofo , fiovana hita amin'ilay olona ao aoriana sns )satria ny "olona niverina " mbola fanimpanin'izay nahazo azy teo aloha dia sahirana be ihany mi-convaincre ny olona na mitantara, ny olona rahateo koa tsy voatery hino izay niainany fa mety ho gaga ftsn de izay .
44. fijo ( 23/06/2004 22:37)
mbola tsy nisy tena maty niverina nitantara ka tsy mino aho fa misy zavatra ao ambadika ao.
45. ikaretsaka ( 24/06/2004 06:27)
ny amiandry antsika aorian'ny fahafatesana? famadihana afaka 5 taona
46. fijo ( 25/06/2004 00:08)
izay koa aloha dia valiny azo antoka kokoa.ary hita maso.
47. jhouhlambout ( 25/06/2004 07:49)
Raha any Madagasikara ihany
48. fijo ( 29/06/2004 23:25)
na avy aty koa aza mety halefa mody ka.
49. wawawa ( 30/06/2004 21:56)
Raha ny baiboly no jerena dia "TORIMASO" ny fahatesana. Ce qui fait que rehefa maty ny olona iray dia "MATORY" izy. Vakio tanteraka ny bokin'ny Mpitoriteny. Ao @ Tesalonianina dia misy hoe "Rehefa tonga fanindroany i Jesosy dia misy mitsoka trompetra ka ny maty ao @ Kristy no mitsangana voalohany"
50. fijo ( 30/06/2004 23:07)
wawawa>izany hoe ny mpino silamo dia tsy hitsangana?ny boudista koa ?
ary ny matory dia mivadika sy manonofy.mihesona.mbola tsy nahita faty nihesona aho
51. ikaretsaka ( 01/07/2004 04:02)
misy maty manofy ratsy koa izany? hhhmmmm
52. jhouhlambout ( 01/07/2004 07:32)
Olona velona ihany no afaka manofy sy mihesona....
53. jhouhlambout ( 01/07/2004 07:52)
donc maty=mat(or)y
54. fatsoraly ( 01/07/2004 10:44)
"Izay mino Azy na maty aza dia ho velona indray, ary izay velona ka mino Azy dia tsy ho faty mandrakizay"
55. fijo ( 01/07/2004 22:58)
minoa fotsiny ary e.dia miandrasa azy eo.
56. tolotra ( 02/07/2004 13:44)
misy fika anakiray mety amatarana ny zavatra miandry ao arinany fafatesana sady haingana be ,mandehana any @ ireny tany be matoto ireny de anotanio ry lerony ,fa ireny izao no efa nahita ,sady ry lerony tsy maninona ra manotany azy tsotra ,sady aza mifezaka azy fa manana finoana
57. myllanah ( 05/07/2004 15:53)
Rehefa te hahafantatra ny fiainana ao aorian'ny fahafatesana ianareo dia jereo ato ihany @ lohahevitra hoe Andriamanitra sy extraterrestre ny valiny
58. hasn ( 04/12/2004 13:25)
Amiko misy zavatra roa sokajy samihafa eo @ olombelona: ny nofo izay iraisantsika @ zavaboary rehetra ka rehefa maty dia mi-se décomposer io: vovoka no iafarany (izany hoe lasa ny rano ary tavela ny tsy mietona), ary ny iray ilay tsy itovizana @ ireo izany hoe ny fanahy ( saina biby misy saina) izay tsy fantatro loatra ka tsy hitako zay lazaina ny @ io! Satria tsy tokony ny vatantsika mihitsy no hi-interpreter izay tsapan\'io fa raha izany dia vofetra ihany satria mety manan ses hafa anie io fanahy io e: fa tsy ny 5 sens tsapan\'ny atidoha akory ka izay no tantarain\'ireo zay nanandrana ny maty!
Zay ny hevitro fa asa aloha! Tsy hisy fanazavana aratsiansa io amiko satria ny siansa anie matériel e!
59. jhouhlambout ( 23/12/2004 20:09)
60. xxx ( 24/12/2004 17:47)
FIAINANA MANDRAKIZAY MIANDRY ANTSIKA REFA TONGA ANY ANDANITRA FA REF ATSY TONGA ANY ANDANITRA TSIKA DE TSY HAIKO TOHINY FA TSARA MIANGONA FOANA SY MANAN NY ASAN\'ANDRIAMANITRA ZALAH!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0444