blague kely ao@ jeremia 6:13

1. fatou ( 07/06/2004 06:48)
"satria izy rehetra,na ny kely(landivola) na ny lehibe(polisy sy maihlol), dia samy fatra-pila harena avokoa;na ny mpaminany(izy ireo) na ny mpisorona(richard A.) dia samy mamitaka avokoa"
azafady é
novalian'i hadasy ny 19/07/2004 06:28
2. solofohery ( 07/06/2004 12:58)
salut daholo nareo
na za koa aza nge de afaka milaza ireo zay nolazain-dry lerony ireo
fa ny tsy azoko de.......
3. six ( 07/06/2004 14:35)
fatou> ary tena marina zany ! hihih
solofohery> tena taraiky be raha zao nareo vao hikozy hotran'zany, efa lasany ny sôsy! hihihhhh
zafady aho ny havako fa any am' digy n lalako ozy zareo zay! hihih
4. jhouhlambout ( 07/06/2004 15:13)
5. fijo ( 07/06/2004 21:49)
ka izay no nilazakohoe aza dia minomino foana fa manjary ataon'ny olona fitaovana
6. ari.malala ( 08/06/2004 09:30)
ny an'i fijo kosa d ny hanaratsy ny finoan'ny olona foana! manin ary ra tsy manao an'izany! afaka tsy mino fotsiny anie ê!
7. ramoul ( 08/06/2004 13:41)
tsy manaratsy zany fa mananatra ry ari.malala à! hihi.
fijo ka Ravalomanana nge efa nikôzy we minoa fotsiny ihany é! hihihi:))
8. fijo ( 09/06/2004 02:40)
ny mino ka misaina amiko dia tsara.izany hoe mba mandinika koa fa tsy avy dia manaiky izay voalaza rehetra.fa ity mino izay voalaza rehetra ity dia adalana amiko.
dia mba jereo anie.antra ve dia hanome toromarika ekonomika ny firenena iray???izany ve dia mba zavatra hitombona??
mino aho fa ny ankamaroan'ny mpino dia tsy ninonary nitsara iny resaka iny.
9. hadasy ( 19/07/2004 06:28)
Izao fotsiny e! rehefa tsy tanteraka ny teny lazany dia sandoka daholoizy izay ka aoka ny ho avy ho mitsara ny tsirairay e! :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.409