Sinusite

1. ari.malala ( 08/06/2004 09:53)
Miarahaba ny namana rehetra, inona kay ny fanafody mety hahasitrana sinusite ? aza miresaka ponction aloha fa efa in-3 aho no natao ponction ( 1990; 1992; 1998 angamba izyizay ) fa mbola marary be ary tena mampijaly ahy mafy satria tena marary b tsy misy fijanonany ny andohako, efa mitarika hatrany @ hatoko mihintsy ilay marary. Misaotra mialoha ê!
2. chipie1 ( 08/06/2004 12:06)
misy anilay fanafody gasy oe hafatra reny ve tsy nisy effet any??
sa tsy mety??
3. ari.malala ( 08/06/2004 12:08)
tena efa nampiasa an'iny aky za fa tsy zakako â!
4. nirinata ( 08/06/2004 12:37)
ra sinuisite chronique na sinusite aigue d hafatra atao! ilay izy oh ny tanimanga zay d osorana @ orona sy tapikandrina!manaitaina b ny ihany alo izy fa iny hono no mahasitrana d asina ihany kou ny tratra sy lamosina!
na ra tsy any mada injy d béconase ampesaina,fanafody le plus réputé manasitrana sinusite,fa ny ponction tsy d mandaitra!misy an'io béconase io alo any mada fa lafo²ihany!!za kou mantsy refa voa ny sinusite d mampiasa béconase fa io fanafody efficace nomeny dokotera ako!sady ilay dr ihany kou moa voa ny sinusite ra teo d mahafatatra tsara ny fanafody approprié!!
fa andramo ihany alo d hitanjy eo!
5. chipie1 ( 09/06/2004 06:03)
fa ilay hafatra io alou mahery be e!
6. ari.malala ( 09/06/2004 11:06)
Misaotra betsaka r'ireto â! Ilay hafatra aloha ry namako isany dia tena tsy zakako! Tena masiaka be d tsy zakako. Na lafo aza toa hanontaniako ihany ilay beconase io fa tena ilako ka! Misaotra betsaka @ torohevitra ê!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2332