kidnapping

1. fijo ( 18/06/2004 04:33)
lasa indray ity resaka ity izao.
ny film ve sa ny vola no manosika ny mpanao azy?
novalian'i fijo ny 23/06/2004 22:16
2. alz ( 18/06/2004 08:25)
Ny vola aloha zay vao ny film dia misy zavatra hafa manampy azy.
3. six ( 18/06/2004 08:31)
eny mintsy, ny 1 no ilàna azy d am 1 maka hevitra!!!!!!!!!!!
4. ravatorano ( 18/06/2004 09:07)
io tena resaka sosy io fa tsy film zany ary dia nivoaka tamin ny gazety nivoaka androany ny momba ilay karana nopehan dry lerony avy nirava avy ao amin ny conforama iny.
Ny ankamaroan ireo karana misy mikidnap dia saika ry zareo ireo ihany no atidoha miketriketrika fa ny malagasy kosa no ataon dry lerony fitaovana entiny manatanteraka ilay fika ratsy.
Misy milaza aza tao amin ny deban ny osika tao fa mety hidiran ny kozy polifika koa io , d tsy fantatra intsony ny fandehany
5. ramoul ( 20/06/2004 20:38)
ra tena mandinika tsara nareo dia avy amin' ny film io kidnaping io satria ny film no nianarany ny fanaovana azy, zay vao ny vola.
6. fijo ( 21/06/2004 23:48)
dia misy resaka polifika tokoa ve?toa hivadika ihany raha izay ka.
7. ramoul ( 23/06/2004 20:40)
Tafiditra mintsy ny polifika am' zay ka!
8. fijo ( 23/06/2004 22:16)
toa hivadika resaka lavitra be ilay izy ko.jereo midi androany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2638