SONDAGE

1. jhouhlambout ( 15/06/2004 15:51)
Selon vous, la France, en général, est:
- pourri
- pas bien
- habitable
- bof...passable
- pas mal
- bien
- très bien
- géniale
novalian'i mihanta ny 18/01/2005 18:46
2. rindrarr ( 15/06/2004 16:07)
France = centre du monde

Technologie, Richesse, Culture, Politique......tous!

tsy miteniteny foana ny olona miteny hoe vive la france fa asakasak'izay mialona.
3. booboo ( 15/06/2004 17:28)
pourri ! ( en général )
4. donemaskit ( 15/06/2004 18:47)
tena tsy haiko leisy !
5. ramoul ( 15/06/2004 20:41)
trop acceuillant la France dia ataon' ny sasany fanariana ny fakony fotsiny.
6. fijo ( 15/06/2004 23:02)
le trop acceuillant dia i europa mihintsy .
valiny amiko.pas bien.
7. ikaretsaka ( 16/06/2004 05:35)
no comment... tay zatra ilay systeme loatra ny tenanay sady tsy mahay ny any dia tsy afaka manome hevitra nefa mba te hiteny
8. xxx ( 16/06/2004 06:11)
bof !!!
9. ravatorano ( 16/06/2004 06:24)
zà less aty andoharanofotsy ka tsy haiko loatra ary tsy afaka mitsara ny tsy niainako less zà kle
10. jhouhlambout ( 16/06/2004 07:33)
Mitovy hevitra amin'i booboo!! hihihi....
11. olly ( 16/06/2004 09:05)
bof.
12. alz ( 16/06/2004 12:11)
Pas mal.

Na izany aza aloha za tsy mahita hoe France centre du monde ohatran'i rindrarr e!

Pas mal satria :

- ny fahasalamana avo be ny niveau an'ny sécurité sociale mamerina na mandroso ny vola lany,
- ny fianarana presque gratuit (jereo ny USA),
- ny tany azo atao hoe tany tan-dalana ihany,
- ny sécurité niveau ambony, afaka mandeha deha tsisy mpanedaka amin'ny akapobeny,
- ny racisme tsy hita be tohy ny any amin'ny tany hafa ( ex pays de l'est, na italie du sud sy ny sisa)
- ny akamaroan'ny olona mahalala fomba sy mahay miatsara ivelatsia, mi-éviter adiady,
- ny fivavahana samy manao zay tiany,
- ny choix ara-culture na fomba fiainana betsaka ny azo atao.
13. voninkazokely ( 16/06/2004 12:51)
pas mal
14. rindrarr ( 16/06/2004 13:26)
Ny polisy tsy sahy mandeha @ quartier sasany fa matahotra mpisam.

Ny tanana feno tain'alika

Ny metro be mpanendaka

Ny teknolojia lafo vidy kanefa tsy manjary (Ohatra: le t@ 6 Juin tsy nandeha ny micro an'i Chirac, fiarakodia malemy sy kely aina...)

Ny fianarana aloa vola (jereo Allemagne)

Ny fiteny malemilemy sahala @ homo


Iza ary no sahy milaza fa diso ireo?

15. alz ( 16/06/2004 14:30)
Pas mal (fa tsy bien akory na génial).

Hevitro manokana io fa mino aho fa misy tsara nohon'ny eto.





16. nyna ( 17/06/2004 16:03)
tsy normale raha gasy toa antsika no miseho milay mitsara an'i la frantsa! sady ankavitsiana tamintsika no mbola niaina t@ toerana tonga lafatra nefa mi se permettre miteny hoe ratsy e... katsaka e...!

en tout cas la France ce n'est pas pire que Màda ka tsy tokony hiteny isika hoe ratsy!

Donc c'est toujours mieux rehefa mbola maharesy ny toekarena sy ny toetr'andro iainana any Dago!
17. yonikafopl ( 17/06/2004 20:57)
aleo angamba izahay ho tonga any hahita dia afaka miteny ny hevitray avy eo ka!
18. yonikafopl ( 17/06/2004 21:08)
aleo angamba izahay ho tonga any hahita dia afaka miteny ny hevitray avy eo ka!
19. yonikafopl ( 17/06/2004 21:10)
aleo angamba izahay ho tonga any hahita dia afaka miteny ny hevitray avy eo ka!
20. gogota ( 17/06/2004 23:03)
tsy misy hambara fa miankina @ tsi11 io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2749