SONDAGE

41. ikaretsaka ( 24/06/2004 06:41)
izahay tsy any dia mitanaka fotsiny manao hay veee
42. peluche ( 24/06/2004 11:05)
fa ahona ilay tsy mikoroso?mitovy @ angleterre sy usa?capitaliste ngerongerony, samy manana chance daholo moa ?-nefa jerena avy eo zay manm-bola ihany no afaka manohy ny fianarany any @ oniverst ohatra.
43. fijo ( 24/06/2004 23:25)
ilay mikorosy amiko dia ilay resaka niveau.tara isika eto frantsa raha io resaka io.
44. ikaretsaka ( 25/06/2004 04:01)
ny fikokororosao amin'ny vahoaka madinika dia ny zavatra hirany andavanandro..
45. fijo ( 28/06/2004 23:02)
hita sy tsapa io fidinanan'ny fiainam bahoaka io raha toa ka efa ela ela taty ianao.
46. booboo ( 29/06/2004 06:19)
ié !
47. fijo ( 29/06/2004 22:31)
ary tsy mitsahatra midina ilay izy.
48. xxx ( 01/07/2004 14:47)
La France ba nofi²t@bola kely hoe aty ny tany mba milay!tsara sy oh zany! nefa oh ny hira ny 18.3 d mampanofy²fotsiny aty fa tsy mitondra inn akory!
plein de racisme partt!
49. fijo ( 01/07/2004 22:05)
marina be mihintsy.
50. jhouhlambout ( 02/07/2004 08:55)
Ekena
51. kitjo ( 03/07/2004 04:53)
mmhhhh
hay ve e?
Ao Dago ihany hoa no milay fa mila karakaraina fts.......

ATy aloha d mifanohitra @ reo zvt lazainareo ireo kanefa dia misy koa ny zavatra tena terrible mihitsy

Aleo vitaina izay atao d mody k!
52. fatsoraly ( 03/07/2004 06:12)
Ny mpitondra eto an-toerana ange efa "mikarakara" e!

Ze be vinany rehetra "karakarainy" jiaby.

Fa France kosa aloha milay e, raha tsy nisy azy angaha nareo mahay miteny Frantsay? Sa tsy izany ry zareo? hahahah
53. kitjo ( 03/07/2004 06:14)
Io enao io zao no tena "mpikarakara" ao ko!
54. fatsoraly ( 03/07/2004 06:17)
ary Kitjôba kosa! Ny mpitondra no resahina fa tsy ny karana eto tsaralalana!
Nenay piesy auto sy mbala ihany
55. kitjo ( 03/07/2004 06:20)
Ieee, endirny ivelany rney fa ny ny fikarakarana any ambadika saromana anaty balle-mbala!
56. fatsoraly ( 03/07/2004 06:24)
anontanio tsara i Rôsy
fa ny ballle kabôsy
tsy misy balle-mbala
f'aza manadala!
57. kitjo ( 04/07/2004 08:03)
aza manita-dresaka fatsoraly zao fa zao voakotaba ny resak' ol.

58. kitjo ( 04/07/2004 08:04)
fa hono wa
vao heno ko teo fa kay mbola mampiasa cheque any France? manome vola olona ohatra...

Tena taraiky marina izy zany ra zany!
59. fatsoraly ( 04/07/2004 19:00)
seky seky seky e!
alako magnagno seky e
olo-tsy mahay miaigna e
mandrombaka ny ambiansy e!

60. bichette ( 05/07/2004 09:03)
raha jiaby mila vôla aby. Ndré magnano pikniky mila vôla
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3132