SONDAGE

21. fijo ( 17/06/2004 23:32)
nyna raha te hanao fampitahana ianao dia ampitahao amin'ny tany mandroso izy fa tsy amin'ny tany mahantra dia ho hitanao ny valiny.mankanesa kely ao angletera dia ahita ny fahataran'ny la frantsa ianao.
22. jhouhlambout ( 18/06/2004 08:35)
Zay mahintsiny!
23. alz ( 18/06/2004 08:46)
Raha resaka sakafo aloha tsy havoazako ilay anglisy e!
24. nyna ( 18/06/2004 09:43)
fijo> ny tiako lazaina dia izao: isika mahasaha milaza hoe la Frantsa zao sy zao! ny fanontaniana tery ampiandohana anie dia hoe sondage hoe manakory la Frantsa e! tsy hoe manakory par rapport @ tany mandroso!
Izay indrindra no nampahatonga ahy niteny hoe mbola ankavitsiana amintsika no tena niaina tany @ tany tena efa haut niveau, donc on ne peux que dire hoe tsara la frantsa!
Sûr aho fa tsy azonao akory zao ny tiako lazaina!
25. rindrarr ( 18/06/2004 10:06)
Iza aza hoy aho no sahy milaza fa diso ireto voalazako ireto? Tsy misy fampitahana io fa fitanisana ny zava-misy

Ny polisy tsy sahy mandeha @ quartier sasany fa matahotra mpisam.

Ny tanana feno tain'alika

Ny metro be mpanendaka

Ny teknolojia lafo vidy kanefa tsy manjary (Ohatra: le t@ 6 Juin tsy nandeha ny micro an'i Chirac, fiarakodia malemy sy kely aina...)

Ny fianarana aloa vola

Ny fiteny malemilemy sahala @ homo
26. nyna ( 18/06/2004 10:20)
rindrarr> région parisienne io definiti-avanao io!
la France n'est pas seulement Paris, ou Marseille!
raha hitanisa aminao ny aty @ misy ahy aho dia ho bluffer koa ianao!

marina ireo lazainao ireo fa zaho tsy manda! fa ny lazaina eto dia la FRANCE! ka aza généralisena!
27. rindrarr ( 18/06/2004 10:22)
VIVE LA FRANCE hono zany ozy nyna e!

Fa ny eto Paris zany tsy france hono fa capitale fotsiny
28. alz ( 18/06/2004 11:07)
Tsy hoe Vive la France velively fa aza atao Zoom ny zavatra vitsy dia maka conclusions. Fa fomba fijerin'ny tery saina zany na mpanao gazety mitady hivarotra sensations. Antenaiko fa tsy ao anatin'ireo sokajy roa ireo rindrarr.
Za eto Paris fa tsy be mpanedaka zany ny metro, ary anisan'ny mpody alina ihany. Ny quartier resahinao mikasika ny polisy dia vitsy isa raha ampitahaina amin'ny ambehan'ny Région parisienne. Sa raha mankany Bronks ianao dia ohatran'izay daholo ny Amerika?
Efa tany amin'ny Sud de la France ve ianao niheno ny feon'ny olona?
Ny teknolojia tsy manana fahalalana izany aho. Fa ny ARIANE teknolojia inona moa?

Za indray aloha tsy miteny hoe ny frantsay enjana be amin'ny lafiny rehetra e! Hitako fotsiny hoe "Pas mal".
Raha resaka sakafo aloha ataoko hoe "bien" e! Tsy ny resto Universitaire no resahiko....



29. fatsoraly ( 18/06/2004 12:50)
Fa aiza zany Paris sy France?
30. alz ( 18/06/2004 12:54)
Fatsoralahy > any akaikin'i Australisy.
31. fatsoraly ( 18/06/2004 12:58)
Raha ny fahafantarako azy aloha tsy misy "Dog poop" any e!

Sa nivadika angaha ny gilaoby ka ny pô lasa jog?
32. alz ( 18/06/2004 13:26)
Raha resaka alika aloha ny frantsay manana e! Na ampianarina mikapa eny amin'ny caniveaux aza ny alika (fa tsisy toerana fikapany manokana) dia mbola tsy dia madio loatra.
Misy villes efa manana parc misy fitondrana alika.

Mazava nge fa tsy hoe milay be daholo ny zavatra eto frantsa. Raha resaka fahadiovana misy tanana madio lavitra nohon'ny eto.
33. booboo ( 22/06/2004 20:43)
pourri @ lafiny rehetra e ! vitsy ny relèves @ sehatra maro ( fampianarana, fikarohana, fitsaboana .... ), diniho fotsiny @ zava-misy hadihadihana @ vaovao sy ny gazety sy ny boky misy ny histoire politiques et économiques-ny.
34. fijo ( 22/06/2004 23:05)
io hevitr'i booboo io no hitako manakaiky ny momba an'i la frantsa.
35. kally ( 23/06/2004 08:46)
Ny marina mihamikorosy Lafrantsa.
Ampitahaina @ tany an-dalam-pandrosoana izy dia tsara kokoa fa mihoatra @ firenena manodidina azy dia tsy alehany.jereo ny autoroute frantsay,sady tery no tsy misy jiro ,ny parking koa dia natao ho an'ny fiara kilalao,tery kely,anefa vao mivoaka kely mianavaratra kely fotsiny dia hita be hoe tsy autoroute frantsay intsony izany.
36. alz ( 23/06/2004 09:09)
Mihamikorosy aloha hitako marina ilay izy : ny tanora tsisy repera, ny antitra mihabetsaka, ny chomages miha betsaka, ny fahantrana mihamitombo, ny fiainana mihalafo, ny securité mihena. Ny niveau culturel raha jerena amin'ny émissions tele na radio be mpihinana dia mirefarefa. Raha mamaky ny bilan du Monde ianareo dia ny akamaroan'ny tany mandroso no manomboka lany fika.

Ny tiako lazaina amin'ilay " pas mal " dia misy possibilités betsaka eto frantsa ho an'izay mihetsika fa tsy variana mijery ny lafiratsiny fotsiny nefa mijanona aty frantsa. Rehefa tsy tanty dia hialao-pà fa sao dia any amin'ny hafa no tsara kokoa.
37. jhouhlambout ( 23/06/2004 17:24)
booboo> marina mihintsy io :)
38. solobe ( 23/06/2004 20:03)
Izaho indray dia tsy dia sorena loatra amin'ny fiainana any Frantsa fa variana amin'ny asa. Raha toa moa aho tsy hafapo, dia miverina any antanindrazana indray, mitady fahafinaretana.
39. kally ( 23/06/2004 20:57)
Io samy manana ny tiany sy ny fomba fijeriny tokoa aloha e!izay tsy tia moa aza manao izay hahatofoka ny sasany?Soa ihany aho fa tsy mipetraka ao Frantsa!
40. fijo ( 23/06/2004 21:55)
izahay moa dia ato fa mahita ireo voalaza rehetra ireo e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1924