Io ary fa manomboka mihena ny frais taxibe

1. ravatorano ( 16/06/2004 12:57)
raha nanambara ny VPM fa mahazo miasa dhl ny fiara rhtr izay sahy mampadoa fraiz 1000 fmg ny olona ary tsy mandalo koperativa ny fakana fahazahoandalana fa avy hatrany dia any amin ny commune.
Io fanambarana io no nampiemotra ny koperativa sasany hampidina sy hiverina amin ilay frais 1000 fmg teo aloha indray.Fantany mantsy fa raha maro ny miasa eo dia ho voa foana ny 1500fmg fa tsis olona hande amin ireny fa aleon ny olona any amin ny mora na dimidimy aza ny seza.Tena tsy zaka ny 1500 ho an ny rhtr ary indrindra ho an ireo izay manana zanaka maro mianatra ka tsy maintsy mandeha taxibe fa diny d tapaka ny tenda....
Tsy ho tonokiko eto ireo koperativa nampidina ny frais ny fa mbola misy ihany kosa ireo izay sahy milaza fa miandry izay olona afaka hifampitana amin dry zareo ireo amin ny fifaninanana ka ny azy dia ho 1500 ihany.D ho hita eo ny tohin ity fa efa mba misy ho jerena aloha
Any Mahajanga izao niakatra 1500 fmg ny frais taxibe kouh ary dia nanomboka tamin ny zoma izy izay
Any antalaha kosa dia voalaza fa misy grevy b http://www.madagascar-tribune.mg
Misy koa milaza fa nohon ny tsikombakomba eo amin ny vidin ny solika no mahatonga izao fahoriam bahoaka izao.
novalian'i mimich ny 18/06/2004 09:04
2. ramoul ( 16/06/2004 21:00)
Ka raha mbola tsy midina nge ny vidin' ny solika ry ravatorano de tsy hidina zany ny frais é!
3. fijo ( 16/06/2004 21:00)
rehefa mba nidina aloha dia efa tsara,fa izy io koa anie azo ferana ny frais e.afaka atao ny kajy momba ny fiara miasa iray dia miainga avy amin'izay no hamaritana ny frais."service public"io ka tokony hatao izay ahafahan'ny olona mampiasa azy fa tsy hamono indray.
4. chipie1 ( 17/06/2004 07:45)
ka betsaka ilay tia kely sy ny mpanararaotra de ny madinika no mitaty ny vokany.
fa refa mba niova alou defa mba tsara e!
5. mimich ( 17/06/2004 13:41)
izaho izao nanomboka omaly nahazo frais 700fmg (raha manana madinika 200 dia 700 ny frais @ 122) Matoa mbola misy manao an'io dia fantatra izany fa tsy mahafaty antoka velively ilay frais 1000 fmg, indrindra fa rehefa miala ilay resaka droit d'adhésion @ koperativa sns....
6. joiw ( 17/06/2004 18:10)
ra amiko aloha dia aleo tsy miasa mintsy ny taxibe eto aminy tanana fa mandreraka fotsiny ny mijery azy
mameno arabe sy @ frais 1500f sy 1000f ary 700f .Fa maninona ny sasany mahavita frais 700 nefa ny sasany 1500f fa maninona kosa ary raha ny alavitra indrindra no manao frais 1500 amizay mety tsara
7. fijo ( 18/06/2004 00:08)
dia mbola misy mandeha amin'ny 1500 ve nefa efa misy manao 1000fmg?
8. ikaretsaka ( 18/06/2004 03:21)
raha miliardera za de foanako any daholo reo de hanafatra taxi be vaovao bedebe aho dia ny ahy ataoko 500 sady transfert gratos kle..saingy aleo aloha aho hanonofy
9. fijo ( 18/06/2004 04:34)
mifoaza amin'izay fa efa migrevy ry zalahy ko.
10. mimich ( 18/06/2004 09:04)
dé mirary nofo mamy ho anao ary e! mandra-pifohanao kosa angamba mety efa misy vahaolona hafa indray e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3849