kalon ny fahiny

1. soratra ( 18/06/2004 15:10)
Mba hanao ahoana re ny kalon ny fahiny afaka 20 taona e?mihinana pecto ve sa..oadray lele...sa zavatra hafa noho izany? mmm...tena manahy mafy aho;;;
novalian'i fijo ny 22/06/2004 23:12
2. unik ( 18/06/2004 17:06)
tsy miady kosa lé manisy teny ratsy aty am tony sehatra tony e!!!
3. ramoul ( 18/06/2004 21:01)
le teny ratsy ngamba ry soratra tsy tsara averina tsony amin' ny manaraka.
Ra ny amin' ny kalon' ny fahiny ndray dia tsy miova zany io fa zay no nanaovana azy de tsy miova na misy inona na misy inona.
4. xxx ( 22/06/2004 11:01)
mitombona mihitsy aloha ilay hoe hanahoana ny kalon'ny fahiny afaka 10 na 20 taona? hoe mba andefaso kalon'ny fahiny è! dia hoe "tiako ny amour-nao" no handeha eo na koa hoe "ratsy raha ny mpanamaina no gadraina" ohatra! dia ahoana?
5. fijo ( 22/06/2004 23:12)
ka ilay hoe fainy dia izay efa lasa taloha,koa hafaka 20 taona izany dia lasa kalon'ny fahiny i tovo jhay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.592