XHI sy MA

1. andriambelo ( 16/06/2004 09:28)
Tsy hoe nostalzika fotsiny fa tena mba nitondra zava-baovao tamin'androny ry Xhi sy Ma. Aiza kay no mba mety ahitana ny horonam-peo mirakitra ny hirany ?
Ary mety mba ho tonga eto amin'ny Tononkira ve irony "Lay malala" sy ny "Voankazo matakisoka" sy ny sisa ireny ?
Misaotra mialoha
novalian'i ramaso ny 01/11/2004 21:16
2. samoina ( 16/06/2004 09:40)
Ny tenako koa mbola nitady fa tsy nahita e ! Efa nanontaniako izy io fa tsy de mahalala intsony ny tanora ankehitriny hoe nihira izy ireo taloha !!! ( jereo Hatsikana sy lalao-Resak'X )
3. hendry ( 16/06/2004 10:43)
Hay ve e! zaho nihevitra hatrizay fa ny resaka andriana sy fanorona fotsiny no nampalaza azy.
4. andriambelo ( 16/06/2004 21:36)
Averina izany ny antso avo raha mba misy afaka mametraka ny tononkiran'i Xhi.
Misaotra mialoha
"Misaotra nihaino anay kahoo"
5. unik ( 17/06/2004 11:22)
zah niaranibosy tam zanany tany dago!
6. fijo ( 17/06/2004 22:17)
dia mba homeo vaovao letsy ny akama an.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.639