soratra - 16/06/2004 09:17
|
![]() |
bokona - 16/06/2004 09:22
|
![]() |
voninkazokely - 16/06/2004 12:57
|
![]() |
fijo - 16/06/2004 21:44
|
![]() |
pitchou - 03/07/2004 04:02
|
![]() alefaso daholo ary ny adiresy e! |
fatsoraly - 03/07/2004 07:04
|
![]() |
kitjo - 03/07/2004 07:22
|
![]() |
pitchou - 08/07/2004 19:38
|
![]() |
wawawa - 08/07/2004 20:17
|
![]() |
imailaka - 09/07/2004 14:22
|
![]() tsy mandaitra ato io!!!!! ny zavtra tsapako amin'io manko dia izao, raha ianreo any lavitra be any de tena maniry mihitsy izany oe fihaonana izany! fa raha ny aty antanindrazana kosa no lazaiko ary isan ny tena maro an isa indrindra ato dia tsy amin izany mihitsy izao no isentoan ny olona fa @ fitadiavana izay ho hanina an io aloha!!!! satria na ny fotoana idirany eto @ serasera aza tsy afahany mijanona ela be satria vitsy izany manana connexion permanent izany fa mandeha sibera jiaby!!!!! ka izay no lazaiko oe ataovy toy ialy vohitry ny nofy sy fantasma fotsiny aloha " ![]() |
hery - 09/07/2004 21:51
|
![]() ![]() Tsy fantasma izany ny fihaonana fa azo tanterahana tsara. Efa imbetsaka no nihaona ny namana tao Madagasikara http://namana.serasera.org/index.php?rub=albumlist ny sary vitsivitsy. Mbola azo atao tsara izany fa mila fandaminana fotsiny... eny fa na dia hiarahana mitady ilay hohanina aza... izany no maha-mpinamana. Tsy vohitry ny nofy izany ka ![]() T@ zah tany Dago dia imbetsaka mihitsy no nihaona tamin'ireo namana tany hita maso. Tato no nifankafantatra. Betsaka ny resaka natao (arak'asa, ara-pianarana ara-pitiavana hmmm sns) Andramo dia ho hitanao ![]() |
imailaka - 12/07/2004 06:55
|
![]() efa hitako dôly ireo sary sy dinika efa nadeha tato ange!!! fa raha atao ny salanisa @ salam-pahavitriana dia vitsy toy ny tsy misy ary tsy nitohy intsony!!!! jerevo fotsiny @ ity lohahevitra ity aza !!! olona firy zao no tato ? efa mba nanao "statistika ve nareo ao @ admin oe ny dinika momba ny inona no tena manana ny salampahavitiana ambony indrindra ary olona avy aiza no tena mpamangy sy mpandray anjara ato @ forum ?!!!! misy ankizy niteny tao @ forum fa tsy tsaroako ny anarany niteny oe toa olona telo @ ireny sisa no hitany mbola ato fa nankaiza ny ambiny ary mety hoe nakaiza le bedebe ? :( |
kitjo - 12/07/2004 10:56
|
![]() Za zao nandeha t@ le 28dec iny, olona vitsy kely no fantatro tao ary tsisy olona tato @forum mihitsy, 2 angamba raha betsaka... Nony vita ilay izy nandefasana hafatra toa tsy misy hita fa 5 raha be inddra koa no hita. Izany hoe ireo namana aty ivelany no tena mamelona ny takelaka isan' andro raha atao ny statistika. Tsy izy rehetra akory ary maro koa ny avy ao dago sao misy manao dika vilana eo. Fa ireo aty ivelany nefa dia tsy iray toerana ihany koa... Samy manatanteraka ny any @faritra misy azy avy angamba no azo atao, ary raha misy afaka mifanatona mety ho tsara be! |
kinaoly - 12/07/2004 23:56
|
![]() |
hery - 13/07/2004 00:45
|
![]() ZAny no fanao mantsy... mivamorivory tampoka etsy sy eroa... tsy voatery ho officiel fa izay vitsivitsy afaka eo no mihaona. |