kristianina sao diso lalana?

1. fijo
(
16/06/2004 22:34)
apetrako io fanontaniana io satria misy zavatra tsy mazava.
ny maha kristianina ny mpino sasany dia satria izy nino sy nanaraka an'i jesosy izay lazaina fa kristy.
izany hoe ny kristianina dia nisy taorian'i jesosy.
ilay jesosy narahiny sy ninoany anefa dia jiosy"juif"mandrapahafatiny.izany hoe izy tsy isan'ireo kristianina mihintsy mandrapahafatiny.
ka manontany aho sao diso lalana ianareo mpino kristianina?

novalian'i fijo ny 29/06/2004 23:16

2. ikaretsaka
(
17/06/2004 03:37)
dia iny jiosy iza no narahany talohan'ny naha jiosy azy dia i mosesy iza no narahany taloha n'ny naha mosesy azy dia abrahama iza no narahany ?

3. hery
(
17/06/2004 04:03)
Manontany ny zavatra tsy mazava ve i Fijo (efa miha-mandroso) sa manazava ny zavatra tsy mazava amin'i Fijo (toa hafahafa ihany)?
Raha toa ka manontany i Fijo dia apetraho tsara ny fanontaniana hoe maninona ny kristianina no antsoina hoe kristianina... ary nahoana i Kristy no tsy kristianina.
Raha toa ka manazava indray i Fijo dia gaga aho satria i Fijo tsy heveriko hoe mahalala ny momba ny finoana Kristianina noho i Fijo tsy mino.
Manana safidy roa izany i Fijo, na hametraka fanontaniana na mianatra finoana.

6. mimich
(
17/06/2004 11:29)
alz< ka izay mihitsy no naha allérgique azy ko!, ny zava niseho t@ izy nianatra sekoly alahady.
Nefa anie ry fijo ilay mpampianatra no tsy mety ny nataony fa tsy ny xana rehetra e!
fijo> ny fanazavanao ilay tsy mazava aloha dia hita mazava hoe tsy mazava aminao ilay izy e!hi!hi!hi! mifandringotra e!
ekena fa jiosy i Jesoa na Jesosy , na antsoina ihany koa hoe xty@ maha olombelona azy, ary nanana ny fampianarany io olona io ka maro ireo olona nanara-dia azy sy nakato izany fampianarany izany.ary ny naha xiana ny xianina dia ny fanarahan-dia an'io xty io fa tsy araka ilay lazainao akory.
ny antsoina hoe xiana izany dia ireo mpanara-dia an'i xty na i jesosy na jesoa (izay iantsoana azy mety daholo), nefa ihany koa araky ny fotom-pinoana xana dia tsy olombelona fe olombelona fotsiny izy io fa zanak'atra tonga olombelona ihany koa.Izay ny azoko ambara aloha raha ny momba io, ny hoe tokony hinoana sa tsy tokony anjaran'ny tsi-1-1 iny ary miakina @ feon'ny fieritreretany fa tsy ifanerena.

8. ramoul
(
17/06/2004 21:05)
Raha ny tian' i Fijo ambara nge zany ra amiko dia tsotra é!
Iza no tena kristianina, ny jiosy sa ny nanaraka an' Jesosy? sa tsy zany ndray ny tian' i Fijo anontaniana?

9. methode
(
17/06/2004 23:08)
Mba te-hampiresaka fotsiny ra-fijo io e! areheto ny jironareo de mazava io!! Hihihihi

10. fijo
(
17/06/2004 23:45)
hery>efa haiko anie ny antony hiatsoana ny kristianina ho kristianina e.fa ny fanontaniako dia hoe tsy diso lalana ve nareo satria ilay olona narahanareo tsy nanao na nantsoina hoe kristianina toa anareo.?ohatran'ny hoe nalefany fotsiny izany ny olona hoe any aleha fa za aty no lalako.izay no fanontaniana.

11. fijo
(
17/06/2004 23:48)
diso ny fiheverana fa rehefa tsy mino dia tsy tokony ahalala ny fomban'ny mpino.
alz>nanao ary tena nahay sy nifantoka tamin'io sekoly alahady io aho taloha.tamin'izany rehefa nisy fifaninana sekoly alahady"nisy io taloha" dia za no solontenan'ny fiangonanay tamin'izany.

12. librepenseur
(
18/06/2004 09:06)
ny tena marina koa anie dia i Jesosy tsy niteny velively hoe ovay ny anaram-pinoanareo e ! ka mahagaga ahy ihany ilay finoana antsoina hoe "kristiana".

14. fatsoraly
(
19/06/2004 10:45)
"Tsy misy intsony na Jiosy na Grika, na andevo na tsy andevo...."
Tsy tonga niantso ny marina Izy fa ny mpanota mba hibebaka. Satria ny FINOANA (fa tsy foko) Jiosy dia nivily lalana.
Ny finoana Kristianina koa aza hadino fa nivily lalana: nanomboka t@ Constantin dia novainy ny fototra ary izany no naha-lasa "religion d'Etat" ny katolika tany aminy. (Hadihadio ny nahatonga ny Krisimasy ho 25 Desambra) http://www.vision.org/bc/
Izaho akaiky dia akaikin'ny fikambanana "intercessors" sy ny " Zionists" ary manana namana Jiosy sahala @ iray tampo amiko. Misy koa ange ny Jiosy Kristianina e! Ary betsaka koa ny Kristianina miady ho an'i Ziona!

15. fatsoraly
(
20/06/2004 05:27)
I'm dreaming of a right christmas
http://www.vision.org/jrnl/0109/rtxmas.html ny fomba sy antony nangalan'i Roma ny katolika ka nampivily lalana ny finoana kristianina t@ andron'i Constantin

16. ikaretsaka
(
20/06/2004 22:33)
film ef anandeha io ary nampisaraka ny ortodoksa sy ny katolika romanina
marihina anefa fa katolika aby na ny ortodoksa aza

17. librepenseur
(
21/06/2004 06:45)
fatsoraly> tena tsy maintsy mila diksionera ilay site fa mba hitadiavo amin'ny teny frantsay raha azo atao e!

18. fijo
(
22/06/2004 23:52)
marina fa novan'i constantin io fomba io mba hifanaraka amin'ny tiany hampiarana azy.
nivily lalana ahoana ny jiosy?hatramin'izao izy dia mbola mitandrina ny finoany.fa ilay kristianisma no nivadika sy nanova zavatra.ny tsy nitiavan'ny jiosy ny kristianina anie dia izy ireo nino fa zanak'antra i rajesosy e.

19. mimich
(
23/06/2004 10:05)
fijo> mba azonao hazavaina ve ilay foto-pinoan'ny jiosy mbola tazominy h@ izao

20. librepenseur
(
23/06/2004 11:18)
mimich> ny fotopinoan'ny jiosy dia tsy mivoana amin'ny ancien testament