kristianina sao diso lalana?
21. fatsoraly
(
23/06/2004 11:33)
mikiribiby izy ny hifikitra mafy @ "Tanach". Tsy tanterany anefa izany fa nivily lalana izy.
Lasa hafa mihitsy ny fandraisany ny Testamenta* (*tsy asiako hoe taloha sy vaovao fa ny tenin'Andriamanitra dia maharitra mandrakizay) .
Oh: "Efa voasoratra fa ny tranoko dia trano fivavahana, ianareo kosa manao azy ho trano fiheren'ny jiolahy..." Dia i Jesosy no tonga nanavotra saingy tsy ninoany. Misy ohatra maro voatanisa ao @ Baiboly, ary ireny dia mbola miseho ankehitrio.
Torak'izany koa ny Kristianina satria ny ankabeazany dia kristianina anarany fotsiny. Ny fiangonana dia tsy mitsahatra ny mivily lalana ary voasokajy ho fito araka ny fanalavirany ilay foto-pinoana: Sardes, Pergamon, Laodicea, ...., afa-tsy ny Philadelfia irery araka ny voasoratra.

23. fatsoraly
(
23/06/2004 14:47)
librepenseur> mba mandalina aloha vao manontany azafady indrindra. Dia rehefa manontany dia mba fanontaniana voafaritra tsara koa atao raha azo atao.
Tsy fantatra tsinona hoe ny inona @ ireo voalazako ireo no ilànao fanazavana.
Tsy fantatra tsinona hoe ny inona @ ireo voalazako ireo no ilànao fanazavana.
24. fijo
(
23/06/2004 22:36)
ka ny jiosy dia mifototra amin'ny testamenta taloha,ka raha tonga i rajesosy handrava ny fombany rariny raha hankahala azy ry zareo.
25. librepenseur
(
24/06/2004 07:56)
fatsoraly > raha azoko tsara izany dia ilay finoana kristiana mihitsy no tsy mamely satria mivily lalana ?
27. mimich
(
24/06/2004 11:29)
ohatran'ny lazain'i librepenseur io koa ny fahazoako ny tian'i fijo lazaina
28. fatsoraly
(
24/06/2004 11:44)
fijo> miezaka ny hifototra @ Tanach ny Jiosy "orthodox" (fa tsy ny jiosy kristianina) saingy tsy tanterany!!!
Noho izany tsy marina velively ilay nambaran'i librepenseure hoe "tsy mivoana amin'ny ancien testament"
Librepenseure> torak'izany koa ny kristianina maro milaza fa mifikitra @ Baiboly kanefa tsy mahatanteraka izany akory fa lasa mandray an-tendrony sy manao zavatra hafa!!!

29. fatsoraly
(
24/06/2004 11:49)
librepenseur> miala tsiny raha diso tsipelina ny PS-nao etsy ambony fa haingana loatra ny "fitapy-tapiana" an'ity .....keyboard ity
30. fijo
(
25/06/2004 00:07)
fatsoralahy>efa misy aloha ny hezaka.hitana ny fombany.efa tsara izay amiko.
31. librepenseur
(
28/06/2004 08:02)
rehefa tena atao ny compte dia tsy ny anarana hoe "kristiana" no diso lalana fa ilay finoana manaraka an'i J.-C mihitsy...
32. fijo
(
28/06/2004 23:52)
ka izay indrindra no tena tiakolazaina.fa kristianina moa no fiantsoana azy ireo.
33. mimich
(
29/06/2004 10:37)
dé inona zany no marina raha izany, dé porofoy ny mahamarina izay lazainareo?
34. fijo
(
29/06/2004 23:16)
hoadary.dia tsy mazava ve izany e.raha milaza aminao aho hoe,ndao hanao grevy,nefa za lasa manao revizio.dia ianao lasa mihogahoga migirevy ary,za lasa mandalina.mahatsiaro tena tsy ho diso lalana ve ianao nanaraka ahy?
mba valio hoe io?
amin'ny gasy io ilay antsoina hoe "mpitari bato vilam bava."
mba valio hoe io?
amin'ny gasy io ilay antsoina hoe "mpitari bato vilam bava."