Hiran'i Mahaleo 176 !!!
1. hery
(
11/06/2004 05:51)
Sendra nijery tao amin'ny tononkira.serasera.org aho dia nahita ary tiako hozaraina aminareo fa misy hiran'ny tarika Mahaleo 176 ao hatramin'izao. Mino anefa aho fa tsy izay irery no hiran'i Mahaleo.... ho tratra ve ny record?
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=mpihira&id=1
Mazotoa mampiditra hira
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=mpihira&id=1
Mazotoa mampiditra hira
novalian'i fijo ny 17/06/2004 23:21
2. angie
(
11/06/2004 08:00)
Ka mba mapidira koa elah fa tsy miandry hoe hihira fotsiny. sa ahoana?? Ny ahy alou lay manao saisie mihintsy no mahakivy ahy e.
3. samoina
(
11/06/2004 09:54)
Misy hiranjareo izay tsy mety tadidiko intsony ny toniny raha misy mahay e !
Lohateny : Eva na Côx ?
Ny voalohany tadidiko:
" 'zahay izao no aretina hilaina
Pozina mampody aina
Tonga de azo ampesaina
Mivoha mandra-maraina.."
De tsy haiko loatra intsony e !
Lohateny : Eva na Côx ?
Ny voalohany tadidiko:
" 'zahay izao no aretina hilaina
Pozina mampody aina
Tonga de azo ampesaina
Mivoha mandra-maraina.."
De tsy haiko loatra intsony e !
6. xxx
(
11/06/2004 10:21)
anisany mankafy mahaleo koa ny tenanay, hevitra tsara ny Hery saingy ao @ saisie no rotaka be.
Mba lazao vaovao izahay hoe mba oviana ry zalahy no mba manankevitra hanao Spectacle aty La Réunion?
Mba lazao vaovao izahay hoe mba oviana ry zalahy no mba manankevitra hanao Spectacle aty La Réunion?
7. kitjo
(
11/06/2004 11:00)
Za koa manana bdb aloha fa le hijery ndray oe inona no tsy misy ao angamba no olana
9. tipet
(
14/06/2004 06:29)
Zah koa ao manana bdb. Ary ataoko fa efa ao daholo ny hiran'ny Mahaleo rehetra. Izay anontanianareo misy daholo.
Samoina> Eva zah manana fa mbola tsy nentiko androany fa rehefa azoko de alefako @ hafatra. Mety ve?
Samoina> Eva zah manana fa mbola tsy nentiko androany fa rehefa azoko de alefako @ hafatra. Mety ve?
10. mcfy
(
14/06/2004 07:31)
Omeo daholo izay manana rehetra fa izahay aloha d mpakafy mafy mihitsy mbola misy roa na telo angamba ato amiko tsy ao fa ny hamadika azy ho mp3 d ho alefa any no mbola somary mila fotoana kely. Ny anarany mantsy mahaleo ary ny hirany d tsy mankaleo.
11. fijo
(
14/06/2004 22:19)
vitsy angamba isika no tsy tia io tarika io,ary hiaraha mahita ny zavatra nentiny teo amin'ny hira gasy.raha azo atao ny fampitahana dia ry lennon sy Mc cartney no azo hampitahana aminny amin'ny sehatry ny mozika.satria taorinany sy talohany dia samy hafa ny mozika nisy.
14. angie
(
17/06/2004 13:40)
marary ny tanako @ lay gitara kou. Vao re fotsiny no hay. Ny hahay mahaleo no tanjona hihihi
15. fijo
(
17/06/2004 23:21)
angie a,tsika anie tsy natao hifamaly foana e.za sy peluche aza misy hevitra itovizana.
o ry zalahy an.taloha ianareo rehefa mianatra glita dia do,re mi fa sol.fa za zao vao mihanatra dia zavatra hafa no ao.la "a" b"c" d" hany ka fanina aho indraindray manaraka le noty homena eto.ny "si bem" ohatra dia tsy haiko izay mifanaraka aminy.na inona na inona.