Fametrahana sary

1. hery ( 08/06/2004 23:08)
Efa afaka mametraka ny sariny ao amin'ny site namana.Serasera.org ny namana amin'izao fotoana izao. Tsindrio fotsiny ilay hoe Ny sariko ao anatin'ny fanoroam-pejy.

Marihana fa ny fametrahanao sary iray dia ahazoanao isa 5.
novalian'i ramaso ny 18/08/2004 18:02
2. palmbeach ( 09/06/2004 12:58)
manaona!
izaho nanandrana nametraka sary hoan'ny namako manokana dia tsy mety foana ilay izy fa misy soratra foana hoe:"nisy olana ny fampidirana ny sarinao", nefa 7ko fotsiny ilay izy!
misaotra mialoha ny fanomezana fahafaham-po!
veloma
3. ramoul ( 09/06/2004 16:48)
Dia misaotra betsaka ho an' i hery zany zah fa afaka mampiditra sary am' zany klé!:)
4. ramoul ( 09/06/2004 17:14)
Hery à! tsy tafiditra ndray ny sariko fa misy olana:Upload zany.
Inona ny dikany fa tsy haiko.
Misaotra
5. cutie ( 10/06/2004 21:26)
Fa in ty isa isa ty ry hery fa tsy azoko. mahazo isa de avy eo manin?
6. six ( 21/06/2004 13:16)
ie d aona marina mou ny am le isa?
7. nananie ( 21/06/2004 15:28)
Miady isa kou ny sasany.lol!
8. kitjo ( 09/07/2004 05:40)
Hery> misy olana upload njay hono ts mahatafiditra sary d aona?
9. bichette ( 09/07/2004 09:28)
eny marina ry Hery, reheva mahazo isa dia maninona ??? tokony hoe izay manazo isa be indrindra dia mahazo manome bizoroka 10 ny volana manaraka ...... oups !
10. imailaka ( 09/07/2004 14:16)
mso mahita sofina mandre ve ?
fa lasa aiza izy ramaso ?
11. hery ( 09/07/2004 21:53)
Tonga aho fa re daholo :)

Inona no olana amin'ilay sary kitjo? Nanakoako tany ambanivohitra mihitsy ny sms hihihi

Jereo sao dia ngeza loatra ilay sary. Jereo koa sao dia tsy jpg ny extension. dia raha tena tsy mety dia alefaso email aty amiko dia ampidiriko ao..

Ciao
Re Bichette :)
Rehefa mahazo isa dia mba mahazohazo eo aloha kou :)
Ny isa ange tsy hoe tadiavina fa tonga ho azy e. Dia mba hita eo hoe iza no tena mampiasa betsaka ny serasera. Amin'izao koa efa tsy dia azo angalangalarina intsony ilay isa dia mba mitombona ny statistikako.

Bonne nuit
12. ikaretsaka ( 10/07/2004 01:15)
ary raha misy mandefa sary mitanjaka ry hery nefa tsy ao nareo de ahoana?
13. fatsoraly ( 10/07/2004 05:33)
zay vô tena jerem-potsiny fa tsisy azo atao! hahahaha!
14. hery ( 10/07/2004 06:02)
Efa nisy nanao an'izany tamin'izaho tsy teto kah... fa betsaka ny mpiara-miasa mavitrika izay isaorana azy.

Tsapako tamin'iny 10 andro tsy nahateto ahy iny fa afaka mandeha tsara ny serasera na dia tsy eo aza aho. Mahavita tena amin'izay. Ilaina hatsaraina kely fotsiny sisa ny eo amin'ny fiaraha-miasa isankarazany.

Mbola tsy vitako ihany ilay forum k'lé... tsss
15. kitjo ( 10/07/2004 16:58)
o ry Hery an, tsy momba ny sary mihitsy no nandefasako SMS tany fa ny teny ratsy tato @forum fa mbola ni dodo ilay admin ;-)

tsy mba mafinalitsa ko v maheno feona telephone any @ dezaka?
Andramo ange ohatra hoe any Ifaty zara raha mahazo rezo no maneno ilay phone e,mmhhhhh
16. sig ( 18/08/2004 17:06)
:-* :* :twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2947