Andrana RSS Feeder

1. hery ( 11/06/2004 13:22)
Ho an'ireo webmaster mikirakira informatika. Hivoaka tsikelikely ny RSS eto amin'ny forum.serasera.org
Ity eto ambany ity aloha ny an'ny lohahevitra informatika.

http://forum.serasera.org/rss/rss_t3ea7fa57b0693.rss

Azonareo parser-na any amin'ny site-nareo io fa efa mandeha tsara dia ho hitanareo ny zavatra mivoaka.

Ho an'ireo mbola vaovao amin'ny XML na RSS (ohatra an'ah) dia tadiavo amin'ny google hoe ahoana ny fampiasana php mi-parser RSS

Ity ambany ity misy FeedReader izay azo hamakiana an'io lien io dia andramo ihany koa.

www.feedreader.com

Mbola hatsaraina fa andrana fotsiny io.
novalian'i unik ny 11/06/2004 20:08
2. ramoul ( 11/06/2004 13:33)
Dia misaotra ry hery fa voaray ny hafara. Fanontaniana kely fotsiny no mba hapetrako: inona ny dikan' ilay RSS sy XML? zay ihany
Toa teny anglisy be ilay site ray fa tsy misy zavatra haiko mintsy le izy klé!!:)
Misaotra.
3. samoina ( 11/06/2004 13:37)
Mahita raha vaovao koa enareo 'reto zalà kah !
Tsy misy hainay aby fa de fisaorana hatrany no aroso @ izao ezaka lehibe hataonareo ho an'ny taranaka izao e ! Ho ela velona re tompoko ô !
4. hery ( 11/06/2004 17:01)
ramoul>

Hoy aho tamin'ny voalohany hoe "Ho an'ireo webmaster mikirakira informatika...."

Lesona lava be :)
5. unik ( 11/06/2004 20:08)
sotsa an ihery fa refa lasa webmaster aho kirakiraiko io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1284