MISS NAMANA 2004

1. ralay ( 09/06/2004 19:01)
Maninona moa raha mba asiana irony atao hoe selection miss namana ireny eto @ity antsika ity dia ho hita eo izay lanin'ny be sy ny maro. Ny modalité dia ho lazaina @ manaraka raha tapaka ny hevitra. tsy hevitra tsara ve izany?
novalian'i kitjo ny 07/11/2004 06:22
2. unik ( 09/06/2004 21:13)
hummmm!!! fa aôna tokoa ary izany zao vao nolazain dralay?
3. yonikafopl ( 10/06/2004 00:29)
toa mety ho tsara le hevitrao Ralay
manohana ny tenanay.
4. yonikafopl ( 10/06/2004 00:31)
dia asiana fisafidianana MR koa
5. xxx ( 10/06/2004 07:01)
mandefa sary izay te ho fidina d isika rhtr no manome point dia mba asiana loka kely kosa ho anireo telo voalohany
tairo ary e
6. ari.malala ( 10/06/2004 07:04)
alefaso ê! zahay mpifidy.
7. samoina ( 10/06/2004 08:07)
Toa efa nisy candidates ihany anie tato @ namana saika hifampitàna t@ miss manja e ! Saingy toa nisintaka fa tsy nomentsika jus izy nefa nangetahata be !!!
8. chipie1 ( 10/06/2004 10:08)
za hanao specta !
9. unik ( 10/06/2004 10:58)
zah mandray zé vofidy eo
10. fanja1 ( 10/06/2004 14:05)
Za anisan'ny mpitsara ralay
11. six ( 10/06/2004 14:35)
d za kou fanampiny! le pfidy
ary raha mba asiana mister ??? hihih
12. kitjo ( 10/06/2004 14:37)
za mazoto be hitehika!
13. ralay ( 10/06/2004 15:00)
Toa ny te ho mpifidy sy ny mpanohana no betsaka fa ireo vehivavy hilatsaka toa tsy misy milaza ny heviny akory.1er constat fotsiny aloha ny ahy io fa mbola tsy midika inona akory. Misimisia ny vehivavy milaza ny heviny e.
14. samoina ( 10/06/2004 15:08)
1000 mahery ny namana vavy ato anefa ralay a !
15. kally ( 10/06/2004 15:41)
Ie! ny vehivavy ato misy fa ny hilatsaka ho miss no tsy misy.
16. ramoul ( 10/06/2004 15:50)
tsy manin zany fa zah anao sarim-bavy hilatsaka é! ra manaiky ny mpitsara sy ny mpijery hifidy anah.hihi:)
17. fanja1 ( 10/06/2004 18:55)
dain kosa ty ramoul! tssy misandoka zany kosa fa manjary manimba zvt kou! lasa tsy sérieux tsony.
18. mcfy ( 10/06/2004 23:08)
I Vincent izao mety hivoaka ao @ La Ferme radem k aleo izy holazaiko raha hirotsaka canditaty! lol
19. ikaretsaka ( 11/06/2004 00:08)
hevitra kao iyu
20. sosily ( 11/06/2004 06:13)
Za koa aloha dia pour amin'ny hevitr'i Ralay fa asiana mister koa anefa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2739