MISS NAMANA 2004

21. voninkazokely ( 11/06/2004 07:14)
Za fidina an!!!! hi hi hi
22. rixes ( 11/06/2004 07:39)
tairo de tena mba mister no fidiana fa tsy ireny mister sarimbavy ireny o!
23. kitjo ( 11/06/2004 12:03)
alefaso ary toa mbola tsisy mazoto mitsy e
za efa vonona b hitehaka

refa tsisy d za no hirotsaka fa hisarona voaly,hiihihihhi
d andeha tongonkazo
mmhhh
24. kitjo ( 11/06/2004 12:04)
oay, hay voninkazokely efa candidate ko
aiza ny sasany, fa za hanohana an i voninkazokely ra tsisy voninkazobe eo an
25. fatsoraly ( 11/06/2004 16:02)
Tsy aleonareo mba soloina ny anarany ohatra hoe... MISS SAINA.

Sa TSY MISS SAINA ihany fa "miss namana" no tianareo?

:)
26. chipie1 ( 11/06/2004 17:47)
fa ifatsoraly alou lany raha atao
mis TERY SAINA e!
27. chipie1 ( 11/06/2004 17:48)
: )
28. fatsoraly ( 11/06/2004 17:54)
Rehefa izany ihany tsy aleo MISY TERY toy izay MISY MALALAKA?

:)
29. chipie1 ( 11/06/2004 20:52)
zay zany ny any fatsoraly !
nenay MISS NAMANA!!!
: )
30. vegas ( 12/06/2004 18:25)
Fa misy manja iany ve alou ato e?
31. yonikafopl ( 13/06/2004 21:44)
vegas rehefa gasy de manja doly fa mbo le safidin'ny maro no tena manja.
32. tsilan ( 14/06/2004 01:52)
Ary asiana mister namana koa eh, mba milatsaka an-daharana ny lehilahy amin'izay
33. kitjo ( 14/06/2004 06:34)
tsilan zany tete de liste?
vegas> enao kosa eeeeee
io zao yonika manja fa mody tsy miteniteny fts
34. fatsoraly ( 14/06/2004 15:39)
i "yonika fôpla" ka mbola lany inona koa?
Ara-kara-tarehy vô-javatra e! Torak'izay koa ny anarana!

:)
35. fatsoraly ( 14/06/2004 15:40)
tsilan zao vao ny anarany fotsiny de efa "tsy lany".

36. kinaoly ( 14/06/2004 19:20)
hummm, mba tikou ho hita le fatsoraly io raha lany kou raha manao mister , raha mahasaky milatsaka alou no tena dingana lebe :D, sa miwawawa fotsiny ve ?
37. mumu ( 14/06/2004 20:20)
ary io fatsoraly io maivava an!!!

raha nisy Mister be taim-bava de io angamba no lany teto!!!
38. hokie ( 15/06/2004 00:02)
ary raha i miss namana no mifidy ny mister namana?
39. fatsoraly ( 15/06/2004 05:21)
Hahahah! Ko raha tsy etam-barotra i Fatsoraly ka atao fampisehoana mivelatra eny an-dapihazo! hahahah!


Aie aie aie! Iza indray re ry lanitra zany te hahita an'i Fatsoraly zany e! Aza hadino ny mandefa "frais de consultation de dossiers" rehefa mandefa fangatahana.

:)
40. chipie1 ( 15/06/2004 06:59)
"frais de consultations " inn kou?
tena fatsora mintsy zany klé
hihihi
:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7776