MISS NAMANA 2004

81. kitjo ( 22/07/2004 11:30)
pitchou> arabakiteny @inona aloha io?ihhihi
raha refy gasy mba ao ihany kosa e :wink:

d ze mipetraka rehetra zany na soara na botabota ve??hihiihih
ze tsy ao anatin' ireo mpandray anjara!
82. kitjo ( 23/07/2004 06:57)
mmhhh.....iskay ny categorie zany..... :P
83. yonikafopl ( 23/07/2004 17:26)
hi hi hi hi hi hi hi hi zay angamba no metydia ze mahiahia mitsara ze botabota. ny midi mitsara ny soara, de sady manjay anjara no mitsara doly amzay :)
84. kitjo ( 24/07/2004 11:08)
ka za mpitsara ry ramaso an!
wen be le tsy lany sady efa fantatra fa aleo amzao!

na sao lany tampoka eo k......hiihhiihhi
85. sipagasy ( 24/07/2004 13:52)
ka izaho koa anie ry ramaso anisan'ilay pmitsara fa tsy mpirotsaka ho tsaraina é! hihihi
86. yonikafopl ( 24/07/2004 16:14)
ka ny mpitsara ange tsy maintsy ho tsaraina kou e! asiana miss mpitsara kou zany e!!!!!! :lol:
87. ikaretsaka ( 25/07/2004 07:44)
hevitra tena mety... zahay sy ralay efa vonona hikarakara fa aiza enao rahery an
88. kitjo ( 25/07/2004 17:34)
ndao tsika sy Ika fa ts maintsy misy vhv nge jury e
89. yonikafopl ( 25/07/2004 23:02)
hi hi hi hi hi hi hi hi sao de mba te hotsarain'i ikaretsaka koa ary kitjo e!
za hanampy anao hitsara ry ikaretsaka a :lol:
90. kitjo ( 26/07/2004 02:29)
adin'ny namana vavin' ny serasera.org
sy adin' ny namana lahin' ny serasera fa aiza izay omby eo?
91. hashinah ( 26/07/2004 06:12)
Unik kosa tia tena be e!! Dia ahoana izany i Ralay tompon-kevitra hijery flôra eo fotsiny.
Fa ohatra ny Contre aloha aho raha izany no fandehany e!!
92. fraulo ( 27/07/2004 08:45)
Dia lasa ny fotoana dia hatramin\'izao dia TSISS MISS MITSS nefa mba MISIMISY MISS ihany ITSS an\'anona ITSS
:°)
93. kitjo ( 29/07/2004 08:58)
Ataovy fraulo an....
:P :wink:
94. yonikafopl ( 31/07/2004 21:50)
ny ahy tonga dia alefako ny vote:
Miss: Kitjo
Mr: iiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiza re no ataontsika e!!!!!!
aleo le Miss no mifidy le Mr angamba o!!!!
vita ny ahy iny aloha :roll: :wink: :)
95. kitjo ( 01/08/2004 11:02)
yoni>> efa ela be ange no vita ny safidiko manokana e!
za ngah mila mifidy tsn,ihihihiihih :P

za ve ry yoni d ho lany amzany fa aleo hanampy anjy hifidy an
96. yonikafopl ( 01/08/2004 21:41)
kitjo ka tonga zany de njy no atao miss rehefa tsy misy hilatsaka ihany e!!! de le safidim-ponjy no mr,
hi hi hi hi hi hi hi efa misy roa zany zahay mifidy anjy kou
97. kitjo ( 02/08/2004 05:10)
d manjary lany dofisy izahay 2 raha izany fa tsy fifidianan' ny namana tsn kooooo

zay nge no ataoko oe aleo izahay jury e! :-P :-P
98. yonikafopl ( 03/08/2004 18:56)
:roll: :roll: :roll: :roll: :D :D
99. fatsoraly ( 31/08/2004 05:41)
Ramaso-(per)turbateur: mpitsara miangatra fa manao (ra)maso-vilana

:-P
100. yonikafopl ( 31/08/2004 12:52)
ramaso mila ahitsy kely ny masonao,
aleo fatsoralahy ampidirina fa sao hanao toy ny adin'ny frantsay tany @ JO eo io :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0404