MISS NAMANA 2004

41. kitjo ( 15/06/2004 17:50)
In idiran lanitra @ zany, ngah fatsoraly no mpandahatra audience ao?

i voninkazokely ihany ngamba no lany d'office ra zao.....
42. bokona ( 16/06/2004 09:23)
Ahoana ny fidirana ho jury eh
43. fijo ( 16/06/2004 21:48)
mitandrema ihany ra fatsora fa raha tratrandry rabokona sy ry sipa ato anie lasa gaigy e.ih,ih,ih
44. bokona ( 17/06/2004 06:10)
Refa mande fotsiny ny concours de tsy maintsy asiana tenue de plage fa eo no tena ...
45. kally ( 18/06/2004 11:47)
tandremo ary sao dia ny fonony fotsiny no kanto sy meva araky ny hiran'i Samoela an!
Afa-baraka eo hoe ilay miss namana ry reto dia tsy misy saina mihitsy kah!..
46. kinaoly ( 18/06/2004 15:43)
fatsoraly>fa angaha refa manao miss (anisan'ny fampisehona an-dapihazo io) de etambarotra ?
humm, tena mety @ concours misy tery saina ihany elĂ  raha zao lol be mintsy
47. yonikafopl ( 19/06/2004 14:06)
fatsoraly hein tandremo fa ireny fopl ireny no tena milay en fin a! hi hi hi hi hi hi fopl izy fa mbola miesona le fatsora eo anatrehany.
48. fatsoraly ( 19/06/2004 17:58)
49. bichette ( 21/06/2004 15:06)
ary zay efa soara ity zany tsy afaka milatsaka intsony ?????
50. ikaretsaka ( 22/06/2004 05:32)
na minuit sy l'aube az amahazo ka
51. kally ( 22/06/2004 09:15)
Ka aiza foana e?Miss namana hanao miss ve sa tsy miss e?Izahay efa sasa-miandry be ery.Ary tsara tarehy be kosa ilay Domoina miss manja 2004 an!
52. nikopol ( 24/06/2004 13:49)
Soso-kevitra mety hitondra vokatsoa ity soso-kevitra iray ity. Raha misy azonay atao manohana an-tanandroa izahay.
53. kitjo ( 24/06/2004 14:04)
Aona nefa no anatanterahana azy?
zay ko mbo jery kooooo

manaova sarimbavy alou ny bandy sasany refa tsisy sahy izay e.lolll
Eo tarito Hery an, mody atao anznay fts fa zay tsy hiteniteny,hiihihhi
54. ikaretsaka ( 28/06/2004 21:58)
Misy perruque azo indramina sy nono fople ve ary any ooo
55. booboo ( 29/06/2004 07:47)
mamorona ooo
56. kitjo ( 01/07/2004 15:09)
booboo> foronina maka volokatsaka ve?ihiii

ika> aona ny andefasana azy fa esorina ny anah alou,ihhiihhi
57. booboo ( 01/07/2004 20:33)
kitjo>hihihihi
58. kally ( 02/07/2004 07:33)
Angaha dia tsy mba misy voasary sy volo-katsaka mihitsy any amin-dry Ikaretsaka any e?Ampiasao ny saina sy ny fahaiza-manao,mividiana soutif dia asio voasary(pamplemousse raha azo atao )ao anatiny,maka baoritra na satroka dia petapetaho volo-katsaka.Haingana moa ry lehiretsy fa izahay maika hijery a!
59. kitjo ( 02/07/2004 09:36)
ramaso> ko izy mitady d omeko ko, sa hiandry an'iza eo aza? za ary mba volontera ko,hihihihi
60. pitchou ( 03/07/2004 04:11)
tsy mahasahy mirotsaka ho MR nga rizalahy fa ny ho vavy no mahafatifaty azy? d atao fifidianana SARYMISS zany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1674