MISS NAMANA 2004

101. bichette ( 31/08/2004 12:57)
tokony avoaka kosa ny sarin'ireo olona ireo e !
ramaso :-D
102. kitjo ( 31/08/2004 17:37)
aoka re ry ramaso fa tttsssss....
103. ikaretsaka ( 03/09/2004 22:21)
ny ahy soloiko bichette ilay 1 ere dauphine raha za no mifidy
Fatsoraly> mba mifanaja kosa e
104. kitjo ( 05/09/2004 12:33)
ramaso an....
d fatsoraly hono mba ataovy ao koa fa lasa zara vilana :°)
105. fatsoraly ( 05/09/2004 23:21)
dia i ramaso ve no hampiditra ahy anaty lisitra? sady @ izay koa lisitry ny "miss namana"?hahaha!
tsy tia miseho sehatra i fatsoraly fa aleo izy ho voafidin'ny ampela avy amin'ny ny kaontinanta manerana ny vazan-tany rehetra mangingina ihany.
106. fatsoraly ( 05/09/2004 23:29)
raha tsy atao mangingina mantsy mety hisy hitabataba indray koa hoe:
i mopera fatsoraly nomenay rakitra dia nampireveny an'i miss Quebec, Pennsylvania, France, Germany, Portugal, Spain, ary i miss Aussie!
"Tour du monde en 80 jours"
8)
107. ikaretsaka ( 06/09/2004 03:46)
mety lava be ny thread @ zay an
108. kitjo ( 06/09/2004 09:24)
oadray!
ramaso> aleo za hanao jury koa fa omeo olona ny toerako.
109. kitjo ( 12/10/2004 13:19)
oadray! :^)
110. fijo ( 12/10/2004 22:06)
ny ahy ny sipa ato dia misssa by amiko.
111. kitjo ( 13/10/2004 05:54)
ny an fijo no marina :wink:
d ny lhl mister :-P
112. fijo ( 13/10/2004 23:02)
izay dia samy mitady izay tandrifiny ,fa ny sasany namana ihany an. :-D :-D :-D
113. kitjo ( 14/10/2004 08:44)
fa ngah itadiavana ny tandrifiny no anaovana azy e?
114. fijo ( 14/10/2004 21:29)
ka izay no base fa mody fika ny hetsika ko.
115. ikaretsaka ( 15/10/2004 03:14)
ary le fijo ty fetsyyyyyy
116. zandrinifijo ( 20/10/2004 11:06)
ikaretaka> miana-petsy lery fa ééée! somary bonaika kely
117. fijo ( 20/10/2004 22:22)
ka izay le maha virja azy ko. :-D :-D :-D
118. bichette ( 21/10/2004 09:11)
oadray, inona no idiran\'i bichette amin\'izany ?????
119. bichette ( 21/10/2004 09:18)
avoay ny sarin\'ny kandidà wa e ! zay jury
120. ikaretsaka ( 21/10/2004 13:46)
bichette be resaka io zao no tokony mamoaka sary
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4895