fanafody

1. xxx ( 08/06/2004 19:49)
Nodidiana aho dia lasa misy cicatrice ngeza be , inn kay ry reto no fanafody afaka mahakely azy aloha du moins raha tsy afaka ? Misaotra mialoha
novalian'i rambofrau ny 14/07/2004 19:44
2. fijo ( 08/06/2004 22:20)
toa misy io fa ny dokotera ihany anontaniana.
3. unik ( 09/06/2004 10:30)
ie any am lé dokotera nanao azy ihany aloha miverina fa rah vao mifindrafindra koa lasa cobaye enao!
4. pitchou ( 09/06/2004 16:06)
xxxxx-eo @ chirurgie esthetique ry xxxxxxx a! efa voafehy tsara mihitsy izany ary tsy misy ho hitanao akory raha tsy mandinika lalina ianao! betsaka ny dokotera manao an'izany any!
5. fijo ( 10/06/2004 22:34)
mahita soa e.
6. booboo ( 11/06/2004 11:20)
ie marina io tenin'i pitchou io. @ ireny centre de soins et de beauté ireny koa manontany ny maquillages na tsy haiko mety afaka manakona ilay cicatrice raha @ tarehy na ilay izy
7. angie ( 11/06/2004 11:23)
mahavita be e
8. dronga ( 02/07/2004 13:36)
aza mitady izany fa matokia an'i Jesosy dia atorony anao izay tokony ataonao
9. rambofrau ( 14/07/2004 19:44)
Ra xxxxxxkoa dia mahita hotantaraina foana an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3656