bandy matérialiste sy mpanatataka

1. joda ( 10/06/2004 16:53)
misy hono io hoy izay sipa izay tsy ho tononiko ny anarany...
novalian'i fijo ny 15/06/2004 04:35
2. pitchou ( 10/06/2004 17:42)
zony ny manana toetra otran'izany ka! ary raha mifanaraka @zany koa ve zay iarahany inona no blem kosa?
3. jhouhlambout ( 10/06/2004 20:03)
dia samy mifanataka hihihi........
4. fijo ( 10/06/2004 22:15)
raha henjana be ny fiainana dia mifanataka ao izany ko.
5. ikaretsaka ( 10/06/2004 23:56)
tataka aby izay tataka rehetra no tandremo .. rehefa sendran'ny mpanataka 2 tafaraka
6. six ( 11/06/2004 06:53)
ka am zay kosa mahazo tataka double anie ! hihihi
7. voninkazokely ( 11/06/2004 07:19)
de tataka!
8. rixes ( 11/06/2004 07:20)
ka misy anie efa tataka fa tsy mila tatahana intsony
9. unik ( 11/06/2004 07:37)
ary lé "matérialiste" tsisy micommenter mintsy an!
10. ramoul ( 11/06/2004 14:41)
efa mpanao matiera ao anaty liste izy zany de sady tataka ihany kou!:))
11. unik ( 11/06/2004 21:19)
ramoul> mdrrrrrrrrrrrr!!!!!
12. fijo ( 15/06/2004 04:35)
ka samy materialista aby ka tsy asiana resaka intsony fa ilay tataka no mahamaika na manahirana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0568