vonjeo Dokotera

1. vonjeo ( 11/06/2004 09:56)
tovolahy kely 14 taona aho , ary mila fanampiana toy izao :
Marary voan'ny hasma aho hatry ny nahaterahako , ary misy fiantraikany be t@ masoko ilay izy ary efa manomboka tsy mahita aho @ izao fotoana izao , ka mba mitady torohevitra @na dokotera na olona tsotra mahafantatra dokotera afaka hitsabo ahy any ivelany satria tsy vita eto intsony ilay operation "greffe cornée " ny masoko roa .
novalian'i vonjeo ny 10/07/2004 06:51
2. unik ( 11/06/2004 12:33)
zah mitsotso am bavaka (amen)
3. ramoul ( 11/06/2004 14:06)
Zah kounko mitssotso am-bavaka miaraka am' unick
4. nati ( 11/06/2004 17:43)
aza manala kosa moa ry reto a! raha manana hevitra ianareo dia omeo izy na koa toroy mpitsabo fa tena gravy io manjo azy io.mba miangavy ny mpitsabo ato @ serasera hanome toro-hevitra re e!
5. unik ( 11/06/2004 19:41)
nati> fanampiana daoli zany fa tsy fanalana izany! ary samy manao zé vitany! zahay sy ramoul zao hivavaka mafy (miaraka am landi...)
6. railovy ( 12/06/2004 06:14)
raha ny olona akaiky anareo ve no voa toy izany ho toy io ihany ny fomba filazanareo 2 lahy azy? (mahatsikaiky ny fahendrenareo) saino ihany ny atao sy lazaina
7. booboo ( 12/06/2004 12:26)
railovy sy nati> samy manana ny fomba fanohanany ny namana io rehefa tsy afaka mamaly direct ilay antson'ny namana.
8. kitjo ( 13/06/2004 07:31)
vonjeo> mandehana ao @ Terre des Hommes eo akaikin' ny hopitaly Mpitsabo Mikambana akaikin'ny Espace Dera!

Ry zareo mikarakara fandefasana ankizy tsaboina toa io ary aza matahotra @ resa-bola fa kosa manomeza izay mba faran' ny zaka!
Anorato @ hafatra aho alohan' ny handehananao any fa afaka antsoiko mivantana ry zareo dia presenter-ko aminy ianao raha toa ka maika be,
Ny antony tsy oe fahalalana azy manokana fa @ zavatra oh ireny matetika dia ankizy kely ary 14ans ny zokiny inddra no karakarainy.

Ry zareo ireo no nikarakara ny zandriko nalefa nodidiana fo tany Suisse. Fa manatona mivantana any ary aza mihaingo an,hihihi

9. kitjo ( 13/06/2004 07:38)
Mbola misy iray koa eo Ambohijatovo ambony ,Dr Nouraly.
Immeuble Nouraly le trano fotsy2 be @ fidinana avy any Ambatonakanga midina Ambohijatovo iny.


Marobe koa ny fikambanana miara-miasa aminy sady tsotra be io Dr io (na karana aza
10. dasy ( 13/06/2004 10:39)
asa izay dokotera natonao, fa ny greffe de cornée ho an'ny ophtalmo dia fandidina tsotra, raha akaty ianao dia ho sahirana ihany satria ny greffon dia tsy misy , miandry volana maro vao misy ( ny banque de cornée eto bordeaux ohatra dia tsy manana izao nefa maro ny miandry ho- greffé-na ), angamba any no mety hahita sa ?
11. kitjo ( 14/06/2004 05:32)
Io Terre des Hommes Lausanne io aloha Suisse sy La Reunion iany no andefasany fa tsy France.

Ny ampiasain zareo eto Singapour izao @ io grefy io dia ny "nify", angalan zareo ampahany ny nify ary apetraka @ le corner maso, vao haingana nahitan zareo an' io fa efa bdb no nampiharana azy.
Tsy haiko ny toeran-kafa raha efa manao.
Nisy bandy kely thailandais zay zao no hitako farany fa asheon zareo @ tele mitsy manko, tena jamba mitsy ndray aloha lery nanomboka faha-5 taonany, reussi tsara ilay izy fa tsy haiko fts ahoana rfveo.

"nify solon' ny maso"
12. kitjo ( 14/06/2004 10:47)
mananihany ve i vonjeo sa aona to aniditra teo nefa tsy namaly?
hhhmmm
13. samoina ( 14/06/2004 12:07)
tsy mananihany izy kitjo a ! Aza omena tsiny raha tsy mamaly tselika eto fa mety hazakaza-dava e ! Mino za fa voarainy tokoa ny hafatrao .
14. kitjo ( 14/06/2004 16:36)
Okay e
K za miandry le valiny manko fa efa ni-contacter olona a Dago, d izy hitako connecte fa tsy namaly mitsy kay nanoratra hafatra ho anah izy k

d mitondra azy ambavaka zany tsika e

15. vonjeo ( 15/06/2004 09:45)
ato a,ary tsy mivazi2 mitsy,tena mila hevt maika nge za r'reto e! mihaina zay lazaina amiko momba ny resakareo rht aho isa-min,ary manatena vahaolana @zao mahazo ahy zao sy vavaka avy @rht.
16. kitjo ( 15/06/2004 16:57)
Azafady vonjeo an,
zany oe gaga fts aho enao ts namaly nahatonga ahy niteny an'io k,
17. angie ( 17/06/2004 14:10)
Enga anie mba handeha soaman-tsara io fikarakarana io ary dia mahereza Vonjeo fa tsy irery ianao a.
18. ari.malala ( 18/06/2004 06:23)
Miombom-bavaka @ rehetra dia mampahery an'i vonjeo koa ê!
19. dom ( 23/06/2004 05:45)
Efa tonga eto ilay appareil fanaovana opération @ laser ka @ mois de juillet manomboka ny fampiasana azy! Manantona haingana an'i Dr Tony ao @ service ophtalmo HJRA dieny izao. Akamako izy!
20. vonjeo ( 10/07/2004 06:51)
efa tao tokoa zahay fa d miandry foana re a! nefa tsy mety sasatra fa mba te hitovy @ ankizy rehetra e! sady manampinoana foana fa ho tafita @ zao olana arapahasalamana izao ary mbola miandrandra ny fanampianareo rehetra foana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2376