arendrina iraimbilanja

1. ravatorano ( 11/06/2004 11:26)
Raha tafaresaka tamin i Niry izay R@R lebe ao amin ny tarika iraimbilanja ny tenanay anio maraina dia nnilaza izy fa tsisy concert foana izany fa dia raikitra izany ny arendrina iraimbilanja 2004 ao antsahamanitra amin ny 25 Jiona amin ny dimy ora hariva .
Mitondrà billet , arendrina , afokasoka , labozia ary dia mosara satria tsy maintsy hataon dry lerony ao indray ''ílay mosara''''
Koa ho anareo izany izay tia ny hira pop rock dia any ny fotoana fa aza hadino koa fa ho an ireo hardos dia ny 24 jiona indray ao Antsahamanitra ihany miaraka amin i Kazar sy L2K manomboka amin ny dimy hariva koa hisy fampisehioana sady promotion ny album two vao navoaka n drylerony
Miandry anareo hardos koa izany ry lerony e !
okay
novalian'i fijo ny 21/06/2004 23:43
2. mabloo ( 11/06/2004 12:20)
de fety be zany e!!hoavy e!
3. ramoul ( 11/06/2004 13:57)
misaotra fa voaray ny hafatra ry ravatorano.
FAntaniana kely fotsiny: ^^otrinnn ny prix d'entrer?
Zay ihany fa sôtra.
4. fijo ( 14/06/2004 22:06)
mahita fafinaretana ary fa izahay aty moa hafaka haninona e
5. rixes ( 17/06/2004 13:05)
de any @ rambl zany ny fotoana e!
6. rixes ( 17/06/2004 13:08)
de any @ rambl zany ny fotoana e!
7. rixes ( 17/06/2004 13:10)
de any @ rambl zany ny fotoana e!
8. yonikafopl ( 17/06/2004 20:48)
dia mahazoa fahafinaretana marina ianareo any re olona o! dia aza adino ny mizara izay mahafinaritra aminay namana ato e!
sotsa e!
9. fijo ( 17/06/2004 23:15)
ny antsika ry yonik dia ako no mba henontsika eto e.
10. yonikafopl ( 18/06/2004 15:52)
izany mantsy ho aho ry fijo, ny anay izao dia eto no andrehitra arendrina mandra-maraina ngamba.
11. ravatorano ( 21/06/2004 09:26)
nafindra eny amin ny Palis de sport eny Mahamasina ilay arendrina Iraimbilanaja fa tsy ao Antsahamanitra akory.Ny vidim pidirana dia tsary miova.
vaovao re tamin dry zareo mpikarakara
12. yonikafopl ( 21/06/2004 19:24)
asiana koa eto @ palais de serasera . org zany e! dia atao iraimbilanja daholo ny hira mandeha ao @ RVG ry hery an! dia amzay en live ny arendrina iraimbilanja eto @ namana.
13. fijo ( 21/06/2004 23:43)
marina tokoa fa toa tsara ilay hevitra ka dia mifalia aby e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0513