Mitady olona mipetraka ao Lille

1. tsikitsiky ( 02/06/2004 14:01)
Manao ahoana daholo!
Mety hipetraka ao Lille aho @ rentrée 2004/2005 ka sao dia mba misy namana afaka manome renseignements?
Ny tena tiako ho fantatra dia ny momba ny logement: mora mahita ve raha mitady? manao ahoana ny hofan-trano? ary raha eny @ résidence universitaire ve dia mety hanana chance ahazo trano? sao manko ohatran'ny aty Paris hoe ny demandes betsaka noho ny places disponibles d tsy mahazo trano mihitsy!!
eny ary fa d misaotra mialoha izay afaka hanampy
a+
novalian'i sipagasy ny 23/07/2004 16:52
2. mcfy ( 10/06/2004 23:01)
K rah mankany Lille enoa d tsy hisy tsikitsiky tsony zany eto aminay?
3. sipagasy ( 13/06/2004 19:11)
Io aloha dia arakaraky ny toerana & velarana tianao tadiavina fa misy ihany koa ny trano natokana ho an'ny mpianatra ary raha DESS ary no ho karakarainao dia tonga dia mahazo trano any @ crous énao é!, mponina aty Lille aho io manoratra aminao io,
Aza misalasala mifanoratra amiko é!
Mahereza
4. tsikitsiky ( 15/06/2004 11:24)
Manao ahoana daholo
Misaotra anareo namaly ry reto a!
mcfy> aza matahotra enao fa handalo aho hizara tsikitsiky rehefa afaka e... sady enao ange afaka mandimby ahy e
ramaso>Ile tsy tena île zany Lille zany, tsy hay intsony e... tsisy tsara ohatran'i Madagasikara de tte façon, sa ahoana Ramaso?
5. fijo ( 15/06/2004 23:03)
tsara nefa handosirantsika rehetra?????
6. ikaretsaka ( 16/06/2004 05:36)
hanaovana tapody miverina.. mety ilay tany ny tsara sy ny mpomnina ao aminy fa ny fitantanana sy ny filana no tsy ampy ko
7. tsikitsiky ( 16/06/2004 08:06)
mitovy hevitra tanteraka @ ikaretsaka zà
tena marina mihitsy io voalazany io
8. sipagasy ( 23/07/2004 16:52)
efa hitanao ve ny zavatra notadiavinao aty Lille? ry Tsikitsiky?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.492