fivoriana goavana

1. cowboy ( 02/06/2004 04:46)
Indray andro, nampiantso ny vorona rehetra ny railovy fa misy olana tsy maintsy iadian-kevitra.
Tonga teo daholo ny vorona rehetra hafa-tsy vorona iray...

Iza ary io vorona tsy tonga io ?

[ ny voro-damba ]

nalaina tao amin'ny www.malagasy.ht.st

_/ a perfect afternoon, a nice night()
novalian'i fijo ny 23/06/2004 22:56
2. ikaretsaka ( 02/06/2004 04:53)
ary no voro motika koa angaha tonga... nisy diso kle
3. kitjo ( 02/06/2004 04:58)
ihihihi,
ary ny vorokitsay?
4. cowboy ( 02/06/2004 05:18)
tena iny indray izao no sisa tsy fantatro le aza...

_/ a perfect afternoon, a nice night()
5. six ( 02/06/2004 06:23)
ny vorovoron-kena koa angaha tonga?
6. tenio ( 02/06/2004 08:54)
hi hi hi hi hi hi
7. ari.malala ( 02/06/2004 10:25)
hay! ny vorotr'akanjon'ikala adala no tsy tonga ê!
8. ari.malala ( 02/06/2004 10:25)
hay! ny vorotr'akanjon'ikala adala no tsy tonga ê!
9. ari.malala ( 02/06/2004 10:26)
hay! ny vorotr'akanjon'ikala adala no tsy tonga ê!
10. jhouhlambout ( 02/06/2004 10:38)
f'angaha zé voro-... dé izy daholo lé?
11. kitjo ( 02/06/2004 11:03)
k fivorian vorona ko
12. chipie1 ( 02/06/2004 12:40)
: )
13. jhouhlambout ( 02/06/2004 15:17)
:o)
14. ari.malala ( 03/06/2004 12:15)
ka in aza le izy ê!
15. samoina ( 03/06/2004 12:45)
Vorompotsy folo ambony tariby no nivory tao e !
16. kitjo ( 03/06/2004 18:01)
d tsy tao zany ny voromanga?
nisy railovy aza ko

arimalala> tao aby zany ny vorona fa le vorona hafa no tsy tao oh oe voro kitsay, voron-damban ikalada sns
17. six ( 23/06/2004 06:04)
ie efa reo mintsy le ts tonga eeeeeeeeeeeeeeeee
18. fijo ( 23/06/2004 22:56)
dia nefa tonga ihany oooo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4826