RNSTK 2004

3. booboo
(
02/06/2004 11:46)
Rencontre Nationale des Sampana Tanora kristiana ( FPMA ). Any Orléans fa tsy tadidiko oe firy juillet moa ilay izy fa any @ début juillet any

5. booboo
(
02/06/2004 12:52)
hihihi misy ara ny antony tena handehanana any hihaona @ tanora gasy fotsiny

6. ikaretsaka
(
02/06/2004 13:07)
ay raha katolika ohatra na sectes izanytsy izy satria tsy afaka manao arahara ry maria ? :o)

7. mumu
(
02/06/2004 13:16)
ikaretsaka efa hoe zay te hande de mande!! inona kou zany arahara maria zany?
maria maria an'ny Santana ve zany?
maria maria an'ny Santana ve zany?

9. chipie1
(
02/06/2004 16:48)
mafinaritra zany saingy indrisy fa za tsy ho eo akia aminio an...
mbola ho be ny sisa e
mbola ho be ny sisa e

10. ramoul
(
02/06/2004 17:11)
Ny RNSTK dia amin' ny 02,03,04 Juillet zao ary efa vakansy tsara mintsy amin' io andro io.
Zah mbola tsy fantatro na ande na tsy fa mbola miankina amin' ny asa ihany io ry booboo.
Zah mbola tsy fantatro na ande na tsy fa mbola miankina amin' ny asa ihany io ry booboo.