Iza avy no efa matanjaka?

1. monixstar ( 31/05/2004 12:56)
mitenena raha mitady fanaka mampatanjatanjaka
novalian'i samoina ny 02/06/2004 07:48
2. ralay ( 31/05/2004 17:18)
Hazavao kely aloha fa tsy mazava ny tianao hambara ra-monixstar @ ty fanaka mampatanjaka ity.
3. fijo ( 31/05/2004 23:59)
tsy mazava mihintsy ka mila fanazavana izahay.
4. ramoul ( 01/06/2004 12:19)
inona moa 'lay fanaka mapatanjaka fa tsy azoko mintsy?
5. monixstar ( 01/06/2004 13:04)
refa tsy fanaka mampalemilemy ka
6. fijo ( 01/06/2004 23:49)
dia atao inona koa naefa ilay izy e.sa dia hoe matanjaka fotsiny aho dia izay?
7. ikaretsaka ( 02/06/2004 00:49)
za kao ry zareo mbo gaga
8. six ( 02/06/2004 06:42)
matanjaka aonaa klou le izy e! tena tsy azonay mintsyyyyyyyyyyyy
9. samoina ( 02/06/2004 07:48)
Bokona be zany monixstar de vonona hanampy ireo namana mila azy e !( enta-mavesatra, tômôbila mikoinsa, ...) . Misôtra meloha ramonix a !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3323