Iza avy no efa matanjaka?
![](https://avatar.serasera.org/ec50bfb217513080ca5de408f130beed.jpg)
1. monixstar
(
31/05/2004 12:56)
mitenena raha mitady fanaka mampatanjatanjaka
novalian'i samoina ny 02/06/2004 07:48
![](https://avatar.serasera.org/731c9e2c286e25ce852f46bb42bbf5d6.jpg)
2. ralay
(
31/05/2004 17:18)
Hazavao kely aloha fa tsy mazava ny tianao hambara ra-monixstar @ ty fanaka mampatanjaka ity.
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
6. fijo
(
01/06/2004 23:49)
dia atao inona koa naefa ilay izy e.sa dia hoe matanjaka fotsiny aho dia izay?
![](https://avatar.serasera.org/8c81766fd23f97d3f386db774a04e8a7.jpg)
9. samoina
(
02/06/2004 07:48)
Bokona be zany monixstar de vonona hanampy ireo namana mila azy e !( enta-mavesatra, tômôbila mikoinsa, ...) . Misôtra meloha ramonix a !