Antson'ny fo (love me tender)

1. nikopol ( 30/05/2004 09:07)
Efa ho tonga ity ny été, fotoanan'ny fialan-tsasatra. Mila amour de vacances aho izany.
Ny vehivavy tadiaviko dia vehivavy tsy dia nahita fianarana firy.
novalian'i namanabe ny 12/04/2005 12:38
2. hokie ( 30/05/2004 22:22)
Angamba tsy hahita zany vehivavy tsy nahita fianarana firy zany enao eto..raha tsy hoe 15 taona ngamba izy...
Tokony any @ plazy no mitady e...
3. kinaoly ( 31/05/2004 00:00)
nikopol, inona no hidiran'ny vehivavy tsy nahita fianarana @nyamour d'été ?
4. kinaoly ( 31/05/2004 00:01)
nikopol, inona no hidiran'ny vehivavy tsy nahita fianarana @nyamour d'été ?
5. chipie1 ( 31/05/2004 09:12)
ry nikopol kou de mba maita lazaina !!! tssss
6. latifa ( 31/05/2004 12:21)
InchaAllah mety hahita ihany ianao fa tandremo sao mandrora mitsilany e!
7. yonikafopl ( 31/05/2004 14:03)
mba tsara kosa izany tanjon'i nikopol zany e! ho tafita ihany ny tsy nahita fianarana raha izany no izy.
8. nikopol ( 31/05/2004 20:07)
Iza no tsy dia nianatra taminareo ary e?
Izay nahazo moyenne tamin'ny maths dia efa tsy kôty an!
Ilay mahay dissertation be koa tsy mety.
9. kinaoly ( 31/05/2004 20:36)
nikopol> mbola tsy azoko foana hoe inn no hidiran'ilay sipa tsy nahita fianarana @le resaka ?
10. yonikafopl ( 31/05/2004 21:53)
kinaoly koa !!!!! amin'izay re azony hambakaina e! hi hi hi hi
11. fijo ( 31/05/2004 23:10)
tsy hoe ambakaina fa mba hendry mahay mankatoa kosa e.
12. nikopol ( 01/06/2004 05:52)
Raha nianatra momban'ny mecanique des fluides ary kinaoly dia tsy maninona e!
13. mumu ( 01/06/2004 07:30)
fijo ouadray tsy nahita fianarana nga midika hoe hendry??
14. angie ( 01/06/2004 08:01)
Resaka tiana hateza fotsiny io fa nareo kou no taitaitra eo.
Fa maninona no tsy tianao ny nahita fianarana ?Malahelo aho milaza aminao fa izaho nahita hihihi.
15. mumu ( 01/06/2004 08:18)
angie hihihi

nikopol tsy ato ngamba enao no hahita an'izany sipa tsy nahita fianarana izany!!
Matoa mahay manoratra sy mamaky an'ity site ity dia nahita fianarana!!
16. samoina ( 01/06/2004 08:26)
Mpivarotra lames razoara i nikopôl de mitady jô azo ambakaina marobe handaniany ny stock-ny hono e ! hihi. Hotazatazaniko 'zay sipa gasy feno volotongotra eny @ plazy @ été !!!
17. nikopol ( 01/06/2004 09:05)
Hokie, latifa, mumu, misaotra amin'ny toro-hevitrareo telo.
Fijo : namana mihintsy ise.
Samoina : aza halatsaka ny namana mpiray tanindrazana mba te hanao afera.
Angie : io nolazaiko an'i Kinaoly io, misy derogation ilay izy.
18. angie ( 01/06/2004 10:14)
ka raha mila ise zany dia tongava aty Italie dia efa mihomana tsara @ lafiny teknika rehetra fa zahay dia tena eny an-dranomasina foana aty ny anay ny été efa nanomboka t@ mois de mai. Ary dia nahita fianarana sy eo ampianarana daholo ka sao ise gaga, sady roa lahy fotsiny no anananay nefa zahay 4 ka raha miampy iray tsy olana. Dia bonne voyages zany e...
19. nikopol ( 01/06/2004 10:17)
Angie : ho avy aho amin'ny angady sy lames. Ohatran'ny ho tsara zany été zany.
20. ari.malala ( 01/06/2004 10:39)
hahaha! tsy nahita fianarana v r'i nikopol d ho eto? sa v mitady olona nahita fianarana ihany ianao fa mba resaka tiana hateza ny anao hampiomehezana anay alo? misaoytra nampitsiky ê!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1703