Antson'ny fo (love me tender)

21. nikopol ( 01/06/2004 10:47)
Ari.malala : tsy vazivazy mihintsy ny resako.
Angie : mety mila ilay appart ao Antanimena ihany aho amin'ity été ity.
22. six ( 01/06/2004 11:23)
ka raha eto anie ry nikopol farafaharatsiny efa mahay mamaky teny e! hihih
23. betty ( 01/06/2004 11:30)
mataotss nga nikopol sô de tsy maharaka ny sujet resahinn le vevav d @ zay otrann oe mahitahita be ery enao :p
24. nikopol ( 01/06/2004 14:47)
Angie : njy kay efa manambady vozongo koa!!!!
six : ilay mahay mamaky teny tsy maninona ka.
Betty : njy sao mahita sujets be loatra ka tsy mety a!

Yoni : tsisy fanambakana ity antso ty ka.
25. chantalmalala ( 01/06/2004 15:33)
mandena mijery mpivarotra ramanonaka,fa mety misy ny ilanao azy au choix ,tandremo fa ra resaka calcul mety voa enao a
26. chipie1 ( 01/06/2004 16:09)
: )
27. booboo ( 01/06/2004 18:02)
28. fijo ( 01/06/2004 22:54)
ny mahay mamaky teny anie tsy midika fa nahita fianarana e.kilasy faha 9 dia mahay mamaky teny,ary hendry sy mora anarina tsara io,fa tsy be olakolana hoe ka ny vazaha efa izao isika mbola izao foana.rehefa mahay mahandro tsara izy dia ok izay letsy e.mahereza e.
29. mumu ( 02/06/2004 07:25)
fijo nahita fianarana matoa mamaky teny fa enao taiza nianatra nanoratra sy mamaky klé??
Ary enao zany mora hentina amin'ny kibo an!!
nen'ny fijo zany sipa tsy nahita fianarana fa mahay mahandro no tena reviny!!
30. bichette ( 02/06/2004 07:29)
hi hi hi hi hi
31. chipie1 ( 02/06/2004 08:18)
zay no mampa- trimobe any i fijo io zany ( vakio ane ao am antsika sy lalao e:"trimobe sy i sohitika")
hihihi
32. booboo ( 02/06/2004 11:35)
hihihi
33. kinaoly ( 02/06/2004 23:52)
fa nga refa tsy nianatra de hoe mankatoa foana? personnalité io fa tsy farimpahaizana, sao diso tetika eo io nikopol io ? lol.... fa maninn kay nareo bandy mitady sipa mankatoa fôna ?
34. chipie1 ( 03/06/2004 09:12)
kinaoly> ka ny bandy ane zamé kaontan e! hoy i pitchou zay hihihih
35. nikopol ( 03/06/2004 09:20)
Aiza kosa ry chipie1, ianao sao manao ilay hoe : si tu veu, se ça ! si tu veu pà, se ça!
Tsy lasa io kle.
Tsy aleo ve lay hoe : za contant, enao contant, pourquoi moi payer!

Eh! Efa ho avy ty ny été!!!
36. mumu ( 03/06/2004 09:27)
nikopol hita fa nareo bandy zamé content kou!!

fa na de sipa tsy nahita fianarana ary ve de hanaiky hiaraka aminao hoe juste pour l'été!! tsssss kou raha tsy kleenex izy ty kou refa vita no hilaina azy de arina!!!
ountssss!!!
37. nikopol ( 03/06/2004 09:39)
Mumu a!
Lay izy ohatr'ireny asa hoe CDD ( contrat à durée déterminée ) ireny e, raha misy fahafahampo dia tohizana amin'ny été manaraka indray. (Misy koa nefa lasa CDI ).
Tsy kleenex mihintsy ilay izy fa tena resaka kleen fotsiny. Moi, content, toi, contente! que demande le peuple!

Vaovao tselatra : mafana tsara ny été ho avy zao.
38. ari.malala ( 03/06/2004 10:09)
eeeee! ka tsy lasa izany r'i nikopol â! aiza koa no hisy sn'izany hoe isaky ny été ihany?! tena diso nahita fianarana lavitra loatra indray ianao ka mitady hanambaka zana bahoaka!
39. nikopol ( 03/06/2004 10:15)
Tsy hitako zay hidiran'ny fanambakana amin'ity antson'ny fo ity. Tantaram-pitiavana ohatr'ireny any amin'ny cinema ireny fotsiny ilay izy.

40. samoina ( 03/06/2004 10:17)
Ka mba intermittent du coeur kosa aza ny contrat azony de enjehinareo ery i nikopol ! Tsy fidiny azy ny mbola tsy nazahoany CDI e !! Mety safidy koa io satria tsy manaiky ny polygamie koa ny lalànantsika hatr@ izao e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2428