Antson'ny fo (love me tender)

101. samoina ( 08/06/2004 14:41)
Toa lasa resaka fanatanjahantena indray izy izany kle !
102. nikopol ( 08/06/2004 15:01)
Samoina : préparation physique kely fotsiny ka, fa tsy dia hoe fanantanjahatena be loatra.

Bonnes vacances ho anareo rehetra.

103. yonikafopl ( 08/06/2004 18:16)
dia lasa zany enao ry Niko, bonne vacance e! dia aza adino za @ ete manaraka an!
104. fijo ( 08/06/2004 23:18)
lasa izany iny iray.dia holasa koa ny hafa avy eo.fa hitondray toaka izahay mpiandry trano e.
105. mumu ( 09/06/2004 07:20)
de aza hadino kou ny bôbô m&m's e!!
106. yonikafopl ( 09/06/2004 08:04)
tsssssssss fijo hiandry trano ve dia hitondrana toaka, tsy ho lasan'ny mpangalatra ny entana fa hiesona eo rehefa mamo kle
107. akamatiana ( 09/06/2004 09:07)
Iza avy mou l mpiandy trano e , tsy misy afa-tsy mumu , fijo ary yonika mou ? , andraso fa itondrako zvt milay be nareo telo mitsmy de mazotoa e
108. unik ( 09/06/2004 09:46)
finalement mba nahita an zénilainy ve i nikopol e
109. fijo ( 10/06/2004 23:39)
ka rehefa miverina anie vao mitondra ilay toaka e.
finalement vita ve hono ry niko a
110. dotmg ( 23/06/2004 14:33)
Dia izaho koa izany mba mitady sipa tsy mahay miteny gasy. Ho sipasipako.
111. fijo ( 23/06/2004 21:48)
ka ato tsy misy vazaha ko tsy hijaly ato ve i dotmg
112. nikopol ( 24/06/2004 13:05)
Nikopol dia misaotra an'ireo nandray anjara tamin'ity loha-hevitra ity.

Dolce vita...
113. fijo ( 24/06/2004 23:19)
vita
114. namanabe ( 12/04/2005 12:38)
:evil: lehilahy nahita fianarana nefa kely loha , tsy mahasarika ny vehivavy akory na ny farany izay lany zara aza :evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3313