Antson'ny fo (love me tender)

61. nikopol ( 06/06/2004 17:15)
Misaotra antsika rehetra nanjay andrara fa efa tapitra ny candidatures amin'ity été ity.
Dia amin'ny été manaraka indray ny fotoana ary.
62. kinaoly ( 06/06/2004 18:03)
nikopol> inn ty miborker resaka ty ? :)
63. yonikafopl ( 06/06/2004 19:59)
kiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiii zahay nefa vao hiditra candidate dia nofoanana sahady , aleo zany @ manaraka e!
64. samoina ( 06/06/2004 20:06)
Afaka milahatra dieny izao izany yoni . de anisan'ny premie CV dinihiny @ été manaraka e !
65. kinaoly ( 07/06/2004 09:30)
mahagaga fa ôtran'ny mbola pôzin'ny mitady ny fahitako an'i nikopol nefa :D , aza manary toky yonika a, minoa fotsiny ihany hono ...
66. kinaoly ( 07/06/2004 09:31)
mahagaga fa ôtran'ny mbola pôzin'ny mitady ny fahitako an'i nikopol nefa :D , aza manary toky yonika a, minoa fotsiny ihany hono ...
67. kinaoly ( 07/06/2004 09:32)
mahagaga fa ôtran'ny mbola pôzin'ny mitady ny fahitako an'i nikopol nefa :D , aza manary toky yonika a, minoa fotsiny ihany hono ...
68. mumu ( 07/06/2004 10:02)
kinaoly njy nga tsy mametraka candidature?

yoni aa aza kivy akia a!
69. angie ( 07/06/2004 10:02)
Marina ny an'i nikopol ry bbepecto a.
Ato @ amin'ity "antson'ny fo" ity ange tsy misy resa-bola fa fihetsehampo e, raha tianao dia arabaina raha tsy tianao dia misy forum maro ato azo hisafidianana. Ka mahazotoa fotsiny ihany e hihihi
70. angie ( 07/06/2004 10:02)
Ary aza mora entim-po moa ry zareo fa tsiky dia ampy e. Aoka ho namana hatrany satria azo atao hoe fiamboly koa ange ny eto. Ny ahy alou dia efa vacances d'été izy ity e.
71. kinaoly ( 07/06/2004 10:57)
mumu> hihihi tsy zakan'i nikopol za fa somary mavesatra any :D,
72. mumu ( 07/06/2004 11:02)
kinaoly hihihih bokona be hono izy io kou!!
73. betty ( 07/06/2004 12:24)
mbô tiko hita izy io zany hmmmm!!!!...?
74. mumu ( 07/06/2004 12:27)
betty za efa nagataka sary fa tsy mety manomé izy akia!!
anjamo de alefaso aty avy eo!!
75. nikopol ( 07/06/2004 12:38)
Nareo ry reto manao côsta-amies a! Za efa nanao "Pousses" teo aloha teo an!
76. mumu ( 07/06/2004 12:42)
pousses ahona tsisy pousses zany eto!! alefaso any amin'ny betty hono ilay sary
77. nikopol ( 07/06/2004 12:47)
Mumu : fa we "pousses" wa! Za zao efa hendry be mihintsy.
78. chipie1 ( 07/06/2004 12:58)
: )
79. mumu ( 07/06/2004 13:16)
hendry hono nikopol e!! fa nga naditsa teo???

iza hono nahenjy anao io?
80. chipie1 ( 07/06/2004 13:20)
mumu > hihi asa akia...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1332