Antson'ny fo (love me tender)

81. nikopol ( 07/06/2004 13:33)
Mumu sy chipie :

"Fitiavana secret : fitiavana milay B "

Aleo tsy ho lazaina an'iza na iza fa efa be zao ny mpialona.
82. ari.malala ( 07/06/2004 14:21)
arabaina zany fa nahita izay nahasoa ê
83. mumu ( 07/06/2004 14:29)
arabaina zany enao nikopol!! milay be refa mifankatia!!
84. nikopol ( 07/06/2004 15:41)
Programan'asa amin'ny été :
ny andro voalohany >
1) ny hariva miaraka maka glaces-sorbet fruit de la passion eo amin'ny terasse mifankalala be be kokoa (vonoina ny portables).
2) mandray bateau bus hamonjy resto iray au bord de la seine,
3) maka plateau de fruits de mer pour deux personnes miaraka amin'ny divay fotsy Montbazillac moelleux,
4) miresaka maharitra ny fiainam-pirenena sy ny namana eto amin'ny serasera
5) mifanao biz eo amin'ny takolaka dia samy mody miheno ny hira slow tiany.
6) veomina ny portable dia miandry izay miantso aloha...
85. nikopol ( 07/06/2004 15:43)
Adinoko no nisaotra an'i Ari.malala sy mumu tamin'ny fiarabana.
86. mumu ( 07/06/2004 15:46)
hihihihihi
tsisy fisaorana lesy a!! milay be ny prog anareo zany klé!!!

hono wa hafaka mba hitonjana gilasy fruit de la passion ve za???
tiko be io mantsy!!
87. nikopol ( 07/06/2004 15:58)
Mumu : passion no azoko homena najy fa ilay fruit tsy pratika sady vetivety dia lo.
88. kinaoly ( 07/06/2004 18:02)
nikopol> romantale santimantika annnn!!!!,
89. chipie1 ( 07/06/2004 18:20)
nikopol > gay gay gay hihihii
mange tout e!!
90. yonikafopl ( 07/06/2004 19:10)
Nikopol hi hi hi hi hi milay be zany progany zany an, tsssssssss tena tara loatra le candidature kou, fa @ ete manaraka ve mety ho milay noho izany?????????????
Samoina, kinaoly, mumu, merci @ fampaherezana e! hi hi hi lol
91. nikopol ( 08/06/2004 06:02)
Misaotra betsaka anareo ry reto a.
Yoni : sarotra ny milaza dieny izao hoe ho tsara nohon'ny amin'ity été ity ny saison manaraka, nefa ve raha mitourne tsara ny aferana lames tsy ho hita eo izay mahafinaritra.
Asa inona zao no mety handeha amin'ny fete des peres : lotion capillaire angamba no eritreretiko na après rasage!!!!
92. nikopol ( 08/06/2004 06:37)
Zay zany ry reto fa mirary ny namana hanao été sambatra daholo ny tenanay.

"Pour moi l'été va commencer"
93. angie ( 08/06/2004 06:43)
ny anay efa ni-commencer. fa lay progs toa tsy mba misy any ò plage fa toa toy ny isan'andro ihany. tsy milay
tsy aleo ve mba au bord de la mer miaraka @ bikini, topless na ny contrire hihihi. Aty aminay alou de zany no atao hoe vacance d'été e. hihihi.
sao dia hiova hevitra???
94. nikopol ( 08/06/2004 06:55)
Angie : mbola tsy lasa aho aloha dia mamaly! Prôgany amin'ny andro voalohany fotsiny io wa!
Prélude zany io raha tianao e! Ilay Italy aloha romantika be ilay Florence, sady manitona be ireo sary napetrakao ao amin'ny "namana" fa ho hita eo! Merci Angie!
Efa hanananay ny adiresin'ny serasera raha mandalo izahay. Aiza ho aiza ny plage any aminareo zany moa?

95. angie ( 08/06/2004 07:07)
mifanakaiky ihany zahay sady miaraka manao été eny foana. hihihi
96. mumu ( 08/06/2004 07:46)
nikopol nena ilay gilasy mintsy no tena reveko knou!!
97. angie ( 08/06/2004 07:48)
glace au fruit de la passion ve?
98. ari.malala ( 08/06/2004 11:54)
tsy misy fisaorana re r'i nikopol fa dia mahavità soa ê!
99. mumu ( 08/06/2004 12:31)
angie ie iny nenjehako tany Italie tany fa tsy nahita za tany!!
100. nikopol ( 08/06/2004 14:16)
Angie : haindry ve ilay hira hoe "mifankatiava ihany raha mbola velon'aina", io frazy io no mba hafatra tiako avela ho an'ny namana.

Mumu : andefasako gilasy njy, ataoko boules maromaro mihintsy sady ataoko ngezabe ohatran'ny kanety be an'i Samoina. sa lay glace à l'italienne mou?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1841