Antson'ny fo (love me tender)

41. mumu ( 03/06/2004 10:23)
samoina hihihi
42. kinaoly ( 03/06/2004 13:07)
nikopol> renouvelable sa tsia le contrat ? lol
43. nikopol ( 03/06/2004 13:36)
Kinaoly : io lazaiko eo ambony io; raha misy fahafahampo n'ny roa tonta dia tohizana amin'ny été manaraka indray.
Ny vacances d'hiver koa mety ho tsara.
44. chipie1 ( 03/06/2004 14:34)
: )
45. jhouhlambout ( 03/06/2004 15:14)
:o)
46. yonikafopl ( 03/06/2004 15:17)
oufffffffffff
ka ho reraka eo ny fonao hiantsoantso izay tsy nahita fianarana ry Nikopol, raha eto no hitadiavanao azy.
47. kinaoly ( 03/06/2004 19:54)
mahita soa nikopol :)
48. mumu ( 03/06/2004 20:04)
nikopol andraso eo Pôly e!!
49. fijo ( 03/06/2004 21:58)
sipa kosa no tadiaviny fa tsy poly e.
mumu>02/06/10:25 nianatra nanoratra sy NAMAKY????hmm
izay koa i bichette dia faly erytsss
ary ny politikan'ny kibo anie ka ny kristianina no nampianatra ahy an'io e.rehefa ilay mivavaka kato iny.ampiasao ny loha ahavoky ny kibo,ary ampahatanjaka ny sandry avia sy havanana.amenadia ilay tondroina ny andrina ,ny kibo ary ny soroka havia sy havanana.
50. mumu ( 04/06/2004 07:13)
fijo izy alou de mahita tenenina faona e!!!!
mety ho sipa ange zany Pôly zany e!!!
51. chipie1 ( 04/06/2004 08:21)
tsss!
52. angie ( 04/06/2004 09:18)
Zay te hamonjy été aty aminay dia tongava daholo e ny plage ngezabe sady libre ny rehetra. Afaka mano topless fa ny contraire mbola tsy zaka.
Tsy mila hoe nianatra fa mila matotra fotsiny zany hoe @ fiteny indrindra indrindra. ny teny hono mantsy maharary noho ny totohondry ka aleo lanjaina tsara.
53. nikopol ( 04/06/2004 10:43)
Misaotra Fijo sy Kinaoly.
Misaotra angie : izaho dia tovolahy matotra tokoa ary tsy mba miteny ratsy izany.
Ny filozofiako ange dia ity : rehefa mafana ny andro dia mifampizara hatsiaka; rehefa mangatsiaka dia mifampizara hafanana.
Chipie : inona ty tsss ty e?
Mumu : hendrasako foana i Pôly fa tsy maninona (mandrapa-tapitry ny été kosa e).
54. booboo ( 04/06/2004 10:44)
55. jhouhlambout ( 04/06/2004 11:35)
56. nikopol ( 04/06/2004 13:07)
Filazana :

Rehefa nahazo ny antontanisa nomen'ny INSAT ny tenanay dia malahelo tokoa mahatsapa fa vitsy ireo vehivavy tsy nahita fianarana ankehitriny.
Ny fety de la mozika (21 jona) moa ity efa akaiky ka latsaka ankaterena ny tenanay hampidina ilay fepetra hahafahana misoratra anarana mikasika an'ilay antson'ny fo (antso n°3005-001).
Noho izany dia :
Ilazana ianareo namana fa ny vehivavy manana bacc + ou - 2 dia afaka misoratra anarana.
Ekena na dia ireo tsy dia manana experiences firy aza.
Mazava ho azy fa ny karama dia miankina amin'ny tsaikefan'ny tsirairay avy.

57. zimbakely ( 04/06/2004 16:23)
dé malaelo ny tenako milaza zany fa raha vehivavy tsy nahita fianarana aloha dé ty hahita zay hitady eh! fa io ko aloha arakaraka hoe fianarana inona eh! mety hots nahita tany amin'y andakilasy izy fa tany andakozia dé ahona! azo lazaina ihany hoe nahita izy zany kou, jereo anie ny vehivavy tsirairay fa nisy fianarana hitany tao eh!
nikopol ko mo zany nyiteny hoe ho amin'ny été no tena hilainy, tsotra zany ! manontany fotsiny izy hoe avadiho ilay teny hoe été dé asaivo vakin'ilay vehivavy, raha ohatra ka mitovy ny heviny filaza azy dé nahita fianarana izy zany!
wenn eo ianao ra nikopol raha imitady zany fa mbola walywala be zany resaka zany an!!!
58. bbpecto ( 04/06/2004 20:47)
Karama ahoana ry nikopol ? Izahay angaha cox ? Sao dia diso adiresy io rangaha io r'ireto a
59. nikopol ( 04/06/2004 21:01)
Miala tsiny bbpecto a ; sanatriavina misaina izany resahanao zany. Raha mety aleo esorina io frazy farany io, satria natao an'ireo demarcheur-na lames izy io fa tsy tokony ho ato amin'ity "antson'ny fo" ity.
Fihetsehampo ny ato fa tsisy resabola mihintsy.
60. nikopol ( 05/06/2004 14:37)
Na izany aza ry bbpecto dia mariako fa manaja ny cox i Nokopol.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1847