Logiciel de Mathematiques pour les futurs bacheliers

1. softpar ( 30/05/2004 05:31)
Efa mivoaka izao ilay logiciel Mathematique Softpar EfdeX 1.0 fomba fianarana vaovao ny taranja Mathématique @ alalan'ny ordinateur.
Koa manasa ny mpianatra rehetra eto Anatananarivo sy ny manodidina izay liana @ izany fa misy ny démo gratuite ny Softpar EfdeX 1.0 ao @ STIG Formation Ambatonilta ambadiky ny ecole des Soeurs Ambatonilita isaky ny Alarobia hariva @ 4 ora
Softpar
2. kakalahy ( 08/07/2004 08:30)
Tsy misy amidy angaha izay io dia aiza no mety ahitana azy sy nyfombafomba rehetra ahazoana azy ?
3. softpar ( 20/07/2004 10:03)
Ie tena misy amidy tokoa.
Raha liana ianao dia afaka manantona ao
@ Lycee Privée MADA Ankazomanga
ampitan'ny Pharmacie ANKAZOMANGA
Dia mitady an'i Mr Parfait
na afaka mandefa mail softparefdex@yahoo.fr
4. softpar ( 24/07/2004 08:29)
efa hivoaka izao ny version vaovao n'io logiciel io
5. diavolana ( 06/08/2004 12:08)
inona nefa no interet-n'izany e? :twisted:
6. yrhinas ( 15/01/2005 06:58)
de ahôna ny momba an\'zany fa ny fanazavana tsotsotra ange mety hahasarika olona bobaka be kah....iza no kôkô niketrika an\'zany ^bô azonareo omena ve azafady !
7. kajymirindra ( 10/03/2005 04:40)
Bonjour Yarhnis

Mikasika ilay fanontanianao?
Ny tenako no namorona sy niketrika io logicie io.
Efa version vaovao indray izao Kajy mirindra 2005 no anarany! Misy version en Malagasy sy Frantsay.

Raha liana ianao dia afaka ny mifanantona isika raha misy ny tianao ho fantatra bebe kokoa .

Ingénieur en Informatique sortant ENI ny tenako.

Mazotoa e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7232