aza mitapitapy

1. fatou ( 28/05/2004 21:09)
mba sport tsy mila vatana be atao ry gasy à oh: boule,haiady,course de fond,cyclisme,...
mandany vola fotsiny mankany andafy nefa tsy ao mihitsy.
éla ve de mieritreritra handresy vazaha @ basket na foot na rugby ohatra,na hifitra @ sandrin'la aza éla.
scorpion sy squadra azura
15 makis sy allblacks
BBCM sy san ant.
sns...
aza mitapitapy letsy é.
ny tiako kozina de zao: ampio reny le champion du monde ta@ boule ireny,na i parfait,sy izay lasa ambony @ sport tsy mila vatana,fa tena halaza @zay isika gasy.Afaka 20 taona any vao manao rencontre internationale isika @ fampiasambatana.
novalian'i totty ny 26/12/2004 14:28
2. ikaretsaka ( 28/05/2004 21:39)
marina mihitsy izany .. dia misy koa fitenina mpilalao baseball anakiray malaza izay heo rehefa tsy resinareo ry zareo dia miaraha aminy
3. fatsoraly ( 29/05/2004 13:28)
ikaretska> Hahaha! Oha-pitenenana angilisy (be kilaoty fa tsy be * ) lesy io fa tsy hoe fitenin'lery akory a!

If you can't beat them, joim them!
4. donemaskit ( 30/05/2004 09:04)
manentana ny bandy sportif hiampita ve zany sa... ?
5. fijo ( 01/06/2004 00:06)
ka raha tsy misy fihaonana anie tsy misy fivoarana e.aleo andray anjara fa hivoatra io avy eo.
6. six ( 02/06/2004 07:29)
hita wazy eo foana io refa tena atao ee!
7. xxx ( 03/06/2004 01:09)
Mba biby mitovy ampiadiana ho'a, fa matin'ny tampon-doha eo foana isika.
Ny halavana iray metatra mahery kely. Ny lanja zara raha 60 kilao nefa hono te-hanao ny spaoro any amerika. Tena mivaha mihintsy ry Fatou ah.
izay ilay hoe ny tokonana tsy afaka ka ny rindrina no ianihana.
8. ikaretsaka ( 03/06/2004 03:46)
arakarak'ilay sport atao io ra tsilan an raha boules ve raha mahazaka ohatra na 30 KGs aza ny lanjanao ka maninona? any koa mikoty fa tsy hoe rehefa sports akory de fanamparana ny habe
9. fijo ( 03/06/2004 22:42)
raha kely mavitrika kosa ve.ary inona ity manao ankisitrika ity ry tsilan a.ngaha ialahy lasa koditra le
10. kitjo ( 05/06/2004 13:11)
k tsilan ary sao d 1m mahery kely 60kg kosa d manjary analanareo eo izy koo

Arakaraka ilay sport io fa any @ tena ahavoazana tokoa aloha no tokony hamafisina fa sao hangalam-baraka fts sady mandany vola.
Na zany aza nareo gasy misy vatana ireo ndana maka sopapa any @ zareo ary e,

ilay oe manampy azy ange na miondrana az atsy koi e, oh oe enao mianatra sy miasa aty ivelany io oe maka sopapa, manangom-bola fa rehefa ampy d entina mody.

Iza no mahalala mba hihabe ny lehibe vatana @ generatin gasy manaraka eo d ireo no hampiofana amin' izay.
Io ilay oe mivelara fa jereo ze tombotsoanao sy ny firenena fa tsy oe rehefa miondrana akory dia oe ratsy foana.
Aza maka vady any @ zareo fts sao tavela any.

fatsoraly> mety aby zany fa efa tafita ny hafatra e
11. totty ( 24/12/2004 22:57)
Salut daholo,izao etena ianareorehetra ireono tena mitapitapy indrindrafa ianaory fatou izay nametrakaityloha hevitra ity, tsorikoaminao fa ny malagasy izao efa mivoatra be raharesaka fanatanjaha-tenanoresahina,sady ianao izao raha ny fahalalako azydia tsy maharaka ny zava-misy any @ tanana ! famiteniteny foana,ny Maky izao vao nandrobaka ny amboaratany @ ocean indien ,nyscorpion koa torak izany ,nahazo medaille volamena(junior io)
farany ,ianareo ireo ve efa nahita ny Maky naharesyekipa avyany afrika?ny tenako ry zalahy no efa nahitaa!tsy maharesy nyMakydaholo ny ankabeazan ny afrikanina,oh:Namibieilay resy be dia be tany @coupe du monde,Zimbabwe,ets....nohoizany aza dia variana mitsikera raha mbola tsy mahalalaizay zava misyany @tanana famandreraka ny mihaino anareo :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
12. ikaretsaka ( 25/12/2004 03:01)
fa raha biby tsy mitovy kos aaza ampiadiana na iznay aza.
Ekeko ilay hoe misy mahay ny gasy ary tsy misy maharesy
raha naharesy ange ny gasy tokony tohizana heo maharesy foana e.. na fara faharatsiny tonga eo @ ilay toerana ambny olaharan\'ny ekipa matanjaka.. fa matetika ny hitako dia marina tokao hoe misy gasy tsy mena mitaha @ hafa fa dia tsy voaverina intsony iny @ herintaona ary am-polopolony taona aty afara indray vao misy hoe ekipa 1 mba niakatra dia in 1 ihany de zay...
ny tena tsar adia ilay hoe hanjakazakana mihitsy ilay taranja ary tena tsy misy maharesy mihitsy na tafiditra top foana .. any ny tanjona amiko!
ohatran\'ny rigby io hoe vao maheno hoe all blacks dia efa maneno hatrany am-pototsofina . na heo bresil @ foot..
dia tokony halaza kao heo madagasikara..
za tsy manao hoe voatery \"invincibles\" fa ilay hoe \"tough to beat\"
13. totty ( 26/12/2004 01:23)
Izahosahymilazafa raha tsy manaokian-trano an trano ireompitondra ao@ federasiona ireo fa manao izay ahatongavana @ fara tampony @ ity rsaka fanatanjahan-tena ity ,tena na ny all black na bresil lazainao io aza tsy aharesy ny gasy,saingy kosa nefa ireompitondra ireo novatomisakana antsika,nohoizany mila esorina eo ireo fa raha tsy izany dia ny eo ihany no eo
14. ikaretsaka ( 26/12/2004 01:37)
ka za efa elano niteny hoe aza asiana federationa iznay fa privatizeo dia mandeha io..
ny an\'ny ligy amerikanina ohatra dia ny NBA (basket) MLB (baseball) , MLS ( kiitra) dia tsy miankina @ fanjakana fa koperativa ivondronan\'ireo klioba manokana mihitsy.
ny Ligy na rugby Aostralianina sy Neo zelandeh koa dia koperativa fa tsy idirana ministra mihitsy
fa rehefa tonga koa ny lalao iraizam-pirenena dia manao antso avo ny fanjakana dia io ligy io ihany no miandraikitra ny selection.. na ny olona mpijery no mifidy (All Stars)

dia jereo ireny ny vokany e.

Amerikanina tsy nahay kitra hatramin\'izay nefa izoa izy efa tafisitra ambonimbony ihany ny laharany eran-tany.

Ny aostralianina sy ny neo zelande mo @ rugby de....
15. totty ( 26/12/2004 14:28)
Izao manana finoana ry ikaretsaka, ny avant malagasy @rygby izao efa milanja 1 taonina,tsy azo antsoina intsony koa ny mpilalao kely vatana,noho izany dia manana finoana ny tenako fa hisondrotra avo ity taranja iray ity,nony noesorina mantsy ireo tsy dia manam-batana ireo dia nivoaka milay ny ekipan - tsika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6639