Vaky love

1. ralipo ( 30/05/2004 00:08)
Efa ora maro ity mpamily fiarakaretsaka iray no niasa nefa mbola tsy nitondra na mpandeha iray aza.

Tampoka teo indro misy olona manainga tànana manohana ny diany.

- Tena ho vaky love ihany aho lahy, tonga dia ho entiko io na sira be aza.

Dia nijanona ny fiara, nanantona ity olona nanakana no nanontany manao hoe:

- Amin'ny firy kay zao azafady e!

-#@ ##&© ty!!!!!!!
novalian'i fijo ny 30/06/2004 04:58
2. tsilan ( 30/05/2004 00:55)
ohohohohoho
Taksy ho'a fa tsy fiarakaretsaka izany. Nga Ikaretsaka efa nanamboatra fiara
3. fijo ( 31/05/2004 21:02)
dia tandremo ihany ny maso ry zandry fa mety ho zavadoza no valiny.ih,ih,ih
4. six ( 03/06/2004 07:53)
ka tonga de ny ora manao hoe -#@ ##&© no ho valiny less
5. six ( 03/06/2004 07:54)
ka tonga de ny ora manao hoe -#@ ##&© tuuuuuuuu no ho valiny less
6. ralipo ( 05/06/2004 19:57)
Fa raha @ 6 ialahisany no mi-fijo @ pikla de tsilan fiaran karetsaka ny mason'lesany
7. jhouhlambout ( 10/06/2004 11:14)
hihihi
8. fijo ( 30/06/2004 04:58)
aza fijona kosa ny pikla fa aleo hikandra e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4105