Te-hifandray amin'ny malagasy aty ami'ny tany Arabo

1. latifa ( 31/05/2004 12:28)
Raha mipetraka amin'ny tany silamo ianao dia mba te hifandray aminao aho.(Maroc-Egypte- Tunisie-Lyba, sns....)
répondu par xxx le 09/03/2005 07:37
2. yonikafopl ( 31/05/2004 14:04)
zahay aty Libanona o!
3. hery ( 01/06/2004 09:03)
Betsaka ihany ny avy any ejipta ato
4. akamatiana ( 03/06/2004 09:43)
salut latifa , za kou avy aty lebanon o ,
5. unik ( 09/06/2004 10:47)
tandremo fotsiny ny kamikaz
6. joda ( 10/06/2004 16:57)
ary hono ho aho marina ve izany hoe ny tavaratra dia tsy maintsy tavaratra ihany ny vadiny fa raha tsy ozany darohan'ny anadahiny..
7. latifa ( 10/06/2004 17:26)
raha ny tiandry zareo aloha dia tsy maintsy samy tavaratra ihany eh. ny important fotsiny dia hoe tsy maintsy musulman. ka raha vao tsy musulman ilay lehilahy dia olana be eo amin'ny fianakaviana mihintsy. raha ohatra moa ka manaiky hivadika musulman ianao dia tsy misy olana fa milamina ny raharaha. fa angah ianao manana namana tavaratra sa...?
8. sejianis ( 18/06/2004 18:17)
bonjour!
izaho mipetraka aty Egypte fa tsy silamo na izaho na ny olona ipetrahako,
sejianis
9. erickson ( 02/03/2005 17:19)
latifa,salam alaikoum
izaho dia aty iran ary musilman ,afaka mifanoratra sy mifandray isika ,ary natsy mitovy koa anefa ny finoana tsy mampiova zavatra zany,samy natambatry ny serasera ho iray manko isika rehetra,mazotou mitafa sy mifandray ary e ok,daholo e
10. xxx ( 09/03/2005 07:37)
Zà indray eto ampovoany aty Madagasikara.
Misy Kômoriana mipetraka aty aminay ary azo ifandraisana tsara fa zao r'izalahy na musulman aza de misotro toaka, ary cotelette ny tsaky.
Misaotra tompoko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2879