Rolland Garros

1. donemaskit ( 30/05/2004 09:07)
H@ fahazazako ah no nanaraka an'ity fifaninanana iraisam-pirenena ity, nefa za tsy mba mpilalao tennis !
Aôna raha mba miresaka kely an'izy ity e ?
Efa nanomboka moa ilay izy, betsaka ny favoris nihintsana, ary ny outsiders nanaitra...
novalian'i fijo ny 09/06/2004 00:04
2. hokie ( 30/05/2004 22:19)
Tena malahelo anio aho zao fa ny aty US raha tsy misy amerikana milalo tsy mandeha @ tv mihintsy. De match fopla be no mba azo.

Moya na Guga angamba no ahazo anio? Raha tsy hoe mafy be ko Safin.@ Vavy ndray toa mba misy vaovao betsaka ihany, ndrindra reto russian be dia be.
3. kinaoly ( 31/05/2004 00:03)
ary aôna ny hevitrareo @ny niverenan'i navratilova ?
4. ikaretsaka ( 31/05/2004 03:37)
ataoko tsy efa resy izy?
5. donemaskit ( 31/05/2004 09:15)
Efa resy izy, tsy zatra milalao @ lé tanora kely...

Ny amerikana lehilahy aloha dia tsy hay izay nahazo an-dry zalahy e, ry Roddick zany dia ohatra ny tsy teo, Agassi tsy resahina intsony.

Ry Williams sy Capriati sisa no mbola azo antenaina, i Davenport koa nihintsana.

@ lehilahy, i Gustavo Kuerten sy i Hewitt ny ahy no alaiko, dia i Coria koa.
6. kinaoly ( 31/05/2004 10:11)
efa resy anie izy fa ilay antony niverenany no nahaga, sa te halaza indray angaha , lol, betsaka ireo mpilalao tanora nanome tsiny azy manko (na mety nialona koa, tsy hay intsony)
7. chipie1 ( 31/05/2004 12:36)
kinaoly > efa antitra kousa iny e!
ilay mba nahafinaritra ana efa nihitsana de tsy mijery lôtra za hihihih...
8. kinaoly ( 31/05/2004 13:04)
chipie1>hihihi, mijereva any nge de ahita mafinaritsa vaovao njay njy....lol
9. donemaskit ( 31/05/2004 13:28)
Hewitt (Austraie) sy Malisse (Belgique) zao no mifaninana ao.
10. ralay ( 31/05/2004 17:12)
Ary mba tadidintsika ve fa nisy gasy tao dia i Dally RANDRIANTEFY zany. Ity ny resultat-ny Simple Dames - 1er Tour
Jie Zheng def. Dally Randriantefy 6/1 5/7 6/4
Hitantsika fa nihitsana sahady ilay solotenantsika tao Rolland Garros aiza ny relève sa tsy misy ve...?
11. ralay ( 31/05/2004 17:16)
Ireto misy ny mombamomba azy raha tiantsika ho fantatra. Source ofisialy:Nationalité: Madagascar
Date de Naissance: 23 Février, 1977
Lieu de Naissance: Antananarivo, Madagascar
Lieu de Résidence: Antananarive, Madagascar
Taille: 1.65 metres (5 ft. 5 in.)
Poids: 55 kilos (121 lbs.)
Droitière
Date d'entrée sur le circuit: 1994
Classement actuel en simple: 81
Meilleur classement en simple: 73
Date du meilleur classement en simple: 9 Juin, 2003
Meilleur classement en double: 193
Date du meilleur classement en double: 6 May, 2002
Total des victoires: 23
Total des défaites: 43
Total des victoires dans l'année: 4
Total des défaites dans l'année: 5
Total des gains: $406,907 USD
Total des gains en simple dans l'année: $49,399 USD
12. fijo ( 01/06/2004 00:03)
tamin'ny lahy koa aho dia nahita bandy teraka tany madagascar,fa tsy tsaroako ny anarany.
ny niantsoana an'i navra dia satria fahatsiarovana ny nandreseny tao rolland garros tamin'ity taona ity.
13. donemaskit ( 01/06/2004 12:25)
hay !

Capriati sy i Serena no nifanintsana teo, fa tsy fantatro hoe iza no tafakatra demi-finale.
14. fijo ( 01/06/2004 23:50)
capriati,no nandresy fa raraka ry serena mirahavavy.efa manomboka henjana koa angaha ko
15. ikaretsaka ( 02/06/2004 00:50)
tsara kosa izany ...
16. chipie1 ( 02/06/2004 08:26)
ka i Mauresmo kou aza toa nofaizinay Russe kely ...
17. samoina ( 02/06/2004 09:56)
Sady mahay kala russe kely no misaina tsara kouh !
18. ikaretsaka ( 02/06/2004 13:13)
mauresmo toa be zesta loatra ko
19. chipie1 ( 02/06/2004 16:30)
bye bye kuerten e!
20. chipie1 ( 03/06/2004 14:59)
nitsana kou i capriati e!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0862