ilaina ve ny bogosite aminao

1. mazely ( 19/05/2004 13:05)
amiko aloha tena tsy ilaiko e! tsy hoe tsy bogosy ny ahy fa ny fanahy sy ny toetra no tena zava-dehibe. sa ahoana.
novalian'i tequila ny 04/08/2004 07:09
2. booboo ( 19/05/2004 13:10)
fa aôna ilay bôgany aloha.
3. nonja ( 19/05/2004 13:13)
tsy ilaina izany bogany izany fa ireny indrindra no tena mpamitaka fa ny toetrany sy ny fanahiny no tena ilaina sy jerena
4. mazely ( 19/05/2004 13:13)
bogosy e! tsy haiko ny filaza azy fa dia mahafatifaty
5. mazely ( 19/05/2004 13:14)
marina izany nonja a! omeko naoty 'ndry
6. yonikafopl ( 19/05/2004 13:54)
Ilaina ihany ny mahafatifaty ka , fa ny toetra sy ny fanahy no tena mikaonty anefa,
ny antony ilazako hoe ilaina ihany ilay bogany dia ilay taranaka ho avy no jerena, fa io na inona na ionona izay tiana mitombo tarehy e!, izay tiako dia tsara sy bogany amiko e!
7. ari.malala ( 19/05/2004 14:07)
eny oa ry yonikafopl! zay tina mitombo tarehy ê! sady na miseho ho tsara takin'ny inona ary anie refa antitra miova ihany ê! na tsy antitra fa raha sendra accident sanatria! rava ilay hatsarana nireharehana!
8. hendry ( 19/05/2004 14:57)
ny mahafatifaty sy ny tsara tarehy kosa tsy mitovy a!
9. fijo ( 19/05/2004 20:12)
ilaina io fa tsy atao fototra hisafidianana
10. mumu ( 19/05/2004 20:49)
ny ivelany alou no manitona voaloany, zay vao ny ao anatiny, sa misy maita ny ao anatiny voaloany nareo e??
11. yonikafopl ( 20/05/2004 01:06)
tsy misy mahita ny ao anatiny kosa aloha e!
12. poupounesana ( 20/05/2004 17:05)
rah oll hiarahiaina @nao mandramaty kosa v d atao ratsy?aleo izy mba hisy jerena ihany e! sao d mankaleo b! tsy voatery ho bôgôssy b aloha e, mateza dinihina d ampy. sady ny taranaka koa anie mba tsinjovina eh! fa zany alou d faniriantsika olombelona fa Atra no mandahatra ka zay tonga rehefa tiana d mitombo tarehy avokoa e
13. chipie1 ( 20/05/2004 19:44)
ny ivelany aloha vao ny ao anatiny anie no hita e!
14. yonikafopl ( 20/05/2004 21:37)
poupounesana , izay mihintsy ho aho,
15. fijo ( 20/05/2004 23:31)
ka izay no nilazako hoe ilaina fa tsy atao fototra hitiavana.
16. ari.malala ( 21/05/2004 06:06)
fa ny hita matetika anie d tena ataon'ny ankamaroany fototra hitiavana ilay izy ê!
17. angie ( 21/05/2004 08:47)
Aleo hanao fa rehefa voa ve izy tsy hiova ihany. Araky ny fiteny hoe ny fanahy no maha-olona sy ny hoe tsara fanahy dia izay zany no ambony fa tsy zay ivelany fotsiny.
@ lafiny hafa tsy mikasika ny fitiavana kosa dia misy ilaina ny bogosité ihany oh ny asan'ireo hotesse...
18. ravatorano ( 21/05/2004 12:57)
ny ivelany marina aloha '`
Atao toy ny fasambao.....hihihhii
madio ivelany tsara jerena fotsiny fa tsy mahatehiditra.
Raha sady bogany, sady taviny no volony ary tsara fanahy de ahoana kosa.Aleo mba azo ihafiana kosa ny bika ivelany na dia tsy mikaonty ihany azany.
Ny vady dia toy ny vonikazo ao antrano , endrika entina mandravaka ny tokatrano.
19. lema ( 21/05/2004 18:16)
ilaina ihany io "arakara-tarehy hono vao-javatra"
20. ikaretsaka ( 22/05/2004 03:46)
samy manana ilay definition an'ny bogosiny ange e... relatif be io amiko...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.4343