ilaina ve ny bogosite aminao

81. unik ( 09/06/2004 10:42)
raha jamba mikoty jamba zany dé tsy maintsy safoina tsara aloha sao dé tsy bogany!!!!
82. booboo ( 09/06/2004 14:58)
83. poupounesana ( 15/06/2004 07:34)
ahodiko kely ny fanontaniana? nareo v efa niaraka t@oll bogany? nisy olana v nipetraka teo @fiarahanareo oh naditra v izy?sa mpananihany vehivavy b v izy raha lahy sa allumeuse b raha vavy? izy alou sura fa b admirateurs(trices) b ka mametraka olana aminao v zany? raha resaka fitiavana zany io
fa raha resaka asa indray alou d tonga d valiko tsotra hoe ilaina ny bogossité!d zay
84. mumu ( 15/06/2004 07:42)
chipie1 izy ary tsy tonga kou!!
85. fijo ( 15/06/2004 22:09)
mifosa indray i mumu sy chipie an.
86. booboo ( 16/06/2004 13:31)
87. fijo ( 16/06/2004 22:59)
ie ireo fa tratra
88. poupounesana ( 18/06/2004 17:39)
lasa any @privé mitsy kay nareo an!
89. mumu ( 20/06/2004 20:47)
poupounesa hihih
ka efa hoe hampianatra an'ny fijo za kou zany hoe izy tsy tonga akory!!

fijo taiza kou zay nifosa??
90. ikaretsaka ( 20/06/2004 20:56)
gholemais ndray zany... hmmmm
91. fijo ( 21/06/2004 22:03)
io tratra io ka mbola mamaly indray.tssss
92. tequila ( 04/08/2004 07:09)
Raha ny hevitro dia misy minimum kosa angamba e hi hi , zany hoe ohatra ny zavatra rehetra io , tsy mitovy fitiavana ny olona rehetra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.06