ilaina ve ny bogosite aminao
23. xxx
(
24/05/2004 09:18)
ra tsy mitady kandra kosa ty enao ry chipie 1 kou!ny ivelany alo vao anatiny!zany ny fisainan'ny vazaha sy ny frantsay ankehitriny mantsy!(tsy hoe maninona ako)!
dia ahonn zany ilay hoe:ny ivelany fotsiny kanto sy meva fa lohany oh ny lohandrameva!??
tsy aleo v miaraka @ manana beauté intérieure tso zay ireny ol tsara fotsiny ny bikany fa tsy misy inona na inona ao antiny lohany!!
sady ny bika sy ny bogosité anie ka mandalo fotsiny!sady ra hiankina @zay ny ol d refa antitra zany ilay sipany na kofany d hariny @ zay satry tsy ho tiany tsony,fa ny nitiavany azy d ilay endrika amabika fotsiny!!
sa ahona!

24. mumu
(
24/05/2004 11:51)
xxx tsy misy miteny hoe ny hivelany fotsiny no jerena fa samy jerena dôly!!
marina fa ny ao anatiny no tena important!! fa mijery ny aty hivelany kou!
mandainga zay miteny hoe tsy mijery ny physique e!!
marina fa ny ao anatiny no tena important!! fa mijery ny aty hivelany kou!
mandainga zay miteny hoe tsy mijery ny physique e!!
25. chipie1
(
24/05/2004 12:17)
xxxx, tsy misy resaka fitadiavana kandra zany ,raha misy oul mifanena aminao io ry xxxxx tonga ve de ho itanao ny ao anatiny, ny ivelany alou, fa tsy atao io no fototry ilay fitiavana....
mumu> ekena a!!!
mumu> ekena a!!!
26. jhouhlambout
(
24/05/2004 13:18)
zao fotsiny: raha misy lhl sy vhv mifanena dia inona ny mampifanantona an-dry zareo voalohany?
28. samoina
(
24/05/2004 13:39)
ny vehivavy tsirairay tsy maintsy misafidy ny tiany @ alalan'ny endrika ivelany aloha ( raha misy ny hosafidianana ! hihi ! ). Saingy ny bogosy @ booboo mety ho sokinendra @ yonikafopl na mampiori-koditra an'i mumu !!
Tsy misy mifidy eritreretiny ho ratsy izany fa na i Mazely milaza fa tena tsy hilainy aza ny bô tsy maintsy nanampy ihany hoe bogosy ny azy
Tsy misy mifidy eritreretiny ho ratsy izany fa na i Mazely milaza fa tena tsy hilainy aza ny bô tsy maintsy nanampy ihany hoe bogosy ny azy
30. jhouhlambout
(
24/05/2004 14:07)
booboo> ny mampifanantona an-dry zareo voalohany dia ny apparence physique ivelany donc: tsy misy afaka mila @ resaka bogosite na mody miseho miteniteny: toetra , ....sns... eo.
32. ikaretsaka
(
24/05/2004 22:30)
dia ahoana ny hoe bogany ary e? ankoatran'ilay mitsiky efa voalaza tary ambony? satria samy manana ny heveriny fa bogany aby
33. ari.malala
(
25/05/2004 10:53)
ka ilay bôgôsite sy fahamanjana anie relatif be ê! mety hoe tsara aminao fa ratsy @ ranona, dia tsy hita izay hamaritana azy, fa mba ho objectif angamba hoy aho dia izao, ny olona rehetra dia asan-tanan'Andriamanitra ary ny Asany dia tsara avokoa, nboho izay tsara daholo izany ny olona tsirairay. hevitro io.
34. mozart
(
25/05/2004 17:48)
amiko zany zah tsy manan-kevitra fa endra mba nijery fotsiny ezah de namaky e!!!!!
35. fijo
(
26/05/2004 04:39)
ny misarika voalohany aloha dia io fahatsarana io e.mety tarehy io,mety bika,mety fihetsika koa,fa io aloha,ao indray vao mahita hoe tsara fanahy i mumu,na be kanikany i yonik.
36. poupounesana
(
26/05/2004 06:21)
zà ndray miteny we tsy voatery we hatsarana ivelany le izy fa vao mahita oll iray ianao d efa fantapatatrao we toa mety @ko ty oll ty na tsia, misy oll tsara ange nefa toa antipathique zany izy eh! ary misy ndray anefa tsy d misy tarehy nefa mampitehiresaka
37. mumu
(
26/05/2004 07:34)
fijo ouayyy tena tsara fanahy tokoa izao hihihih
ahoana no hafantaranao an'izany???
ahoana no hafantaranao an'izany???